Fampijaliana vehivavy ve ny porno?

1. soanja ( 22/05/2006 23:28)
Asa ianareo fa izaho rehefa mijery ireny porno ireny dia toa mahatsapa foana hoe fampijaliana vehivavy izany fotsiny ilay izy fa tsy misy izay mba hevitra hitako hoe ilana azy. Sa ve diso fijery aho na tery saina? Tena tsy mety hitako ilay tsirony hijerena azy no tena tiako resahina e.
novalian'i tywa68 ny 31/08/2006 17:57
2. sareraka ( 23/05/2006 04:23)
simulation no betsaka @ ireny e
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY ?
3. ronaldo09 ( 23/05/2006 04:56)
Amiko aloha tsy fampijaliana vehivavy izy ireny e!Efa nisy manko ny fifanarahana alohan'ny hanaovana an'ilay Film .Marina aloha fa hita ho mijaly mihitsy ny vehivavy mpanao azy itony saingy noho ny vola no anaovany izany ary sitrapony ny azy.
4. kally ( 23/05/2006 05:28)
Marina izany Ronaldo a! sitrapo ny azy fa tsy nisy nanery azy teo.
5. hery ( 23/05/2006 05:42)
Misy film na documentaires izay ihany mampiseho ny ambiance sy ny fifanarahana rehetra alohan'ny "asa". Dia tahaka ny actrices rehetra ihany ry zareo. Ny fihetsika rehetra miseho hitanao eo (mikonaina, misefosefo, mikentrona, manao tarehy ratsy :-) ) dia zavatra efa ao anatin'ilay tantara daholo. Tahaka ny acteurs rehetra rehefa mitomany sns. Tsy tena izy e.
Ka raha hitanao mijaly izy eo amin'ilay film... dia tsy tena izy iny :-)
6. mahery ( 23/05/2006 05:42)
Na atao hoe fampijaliana na tsia dia mamoa fady fa ny vola fitady fadio ny miady @ ny andro alahady satria malalaka ny vavahady!tsy misy fanerena fa efa nifanekena é!
7. tisera ( 23/05/2006 15:21)
Safidy ny azy ireo ry soanja a! Efa fantany araka ny voalazan\'i hery ny zavatra takiana aminy. Manana ny antony manokana izy nisafidy ny hanao io : raha toa aloha ka sitra-po fa teren\'olona dia izay no mampalahelo fa raha safidiny manokana tsy nisy teritery dia tsy azo lazaina fa mijaly izany izy amiko é!
8. soanja ( 25/05/2006 00:46)
tisera:

Safidy ny azy ireo ry soanja a! Efa fantany araka ny voalazan\'i hery ny zavatra takiana aminy. Manana ny antony manokana izy nisafidy ny hanao io : raha toa aloha ka sitra-po fa teren\'olona dia izay no mampalahelo fa raha safidiny manokana tsy nisy teritery dia tsy azo lazaina fa mijaly izany izy amiko é!

Marina tokoa izany rehetra izany satria safidy io. Ary mahatsapa izy fa ratsy sady mahamenatra azy io asa io ary mijaly izy eo am-panaovana azy. Efa nisy mantsy documentary nampiseho ireo vehivavy miasa ao dia mody miteny foana ry zareo eo lesbienne no contract ataony fa tsy porno misy lehilahy. Eo koa ny miteny hoe resaka vava daholo no ataony fa tsy misy an'ilay ary ambany. Nefa rehefa mijery ny film misy azy ireo dia ao daholo izy rehetra na ny ambony na ny ambany. Fa ny tena tiako anontaniana dia ny mpanjifa an'ireo film ireo. Izaho manokana rehefa mba manofa dia tsy mahita izay tsirony fa toa sorena fotsiny aho hoe te hampiseho ireto olona ireto fa ampijaliana ny vehivavy rehefa eo ampanaovana azy eo. Dia any no azahoana ilay tsirona sy ahazoana ilay volabe miaraka aminy sa ahoana hono, zany hoe ny lehilahy no tena mahita tsirony amin'ilay mijery azy. Mety diso anefa ny fieritreretako.


9. bellla ( 25/05/2006 12:51)
Fitiavan-tena ny lhl re no tena bdb e, fa na hoe sitram-pon'ny vhv zany, ny vola no mahatonga azy hanaiky fa tsy d fitiavany ny hijaly loatra akory.
10. fasaly ( 25/05/2006 13:27)
bella: ka ny lehilahy manao prono kou nge mila vola e!:wink::°):°)
11. bellla ( 25/05/2006 16:45)
ka tsy hitan'le vhv kou nge ny hatao refa iny le asesiny any ami le vava (ambony io an) iny le fandehany e! sady mataôtra ny ho bedy kou izy amin'io de voatery manaraka iany no iny kou no vao maika mampananararaotra an le lhl. Tena tsy lasa e! marina mou.
12. fasaly ( 25/05/2006 17:01)
non! fandehan'ny film porno io fa ny lehilahy kou nge otsanzay ihany e! manasa lovia am vavany:wink: aleo hatreo sao lasa resaka olondehibeuh!:°):wink:
13. bellla ( 25/05/2006 18:27)
:wink:
14. andry08 ( 25/05/2006 18:57)
Jereo @ planetchoc fa asany no hataony, ary tsy mijaly rizareo fa "commandé" daholo ny kikiaka sy fitarainana heno @ireny
15. fasaly ( 25/05/2006 19:04)
:lol::lol::lol:raha tsy izany zareo efa dehors raha tsy mody manao anreny nge e! hihihihi:-D:-D:-D:-D mody mijaly de mody likikika de mody hoe zao sy zao:°)
16. bellla ( 25/05/2006 19:43)
zany an!
:)
17. tisera ( 26/05/2006 04:51)
:? Soanja a! Aza mijery an'ireny intsony rà mahatohina an(i soanja ny fijerena azy .
18. isrine ( 26/05/2006 12:16)
Ohatry ny asa rehetra ihany e, tsy misy vola azo mora. Safidy ny azy dia izay miseho eo dia zakainy. Fa ny mpijery ireny film ireny no mihevitra fa mijaly ny vehivavy. Sady ny lehilahy anie no tena tia mijery azy ireny mba hanaovana fampiharana avy eo, mba mahita sopapa e.
19. soanja ( 26/05/2006 13:05)
tisera:

:? Soanja a! Aza mijery an'ireny intsony rà mahatohina an(i soanja ny fijerena azy .

Tena marina aky ny tenin'i isrine eo ambany eo fa raha izaho aloha tsy hanofa an'ireny mihitsy (tsy miala an'ireny ny volako) saingy ilay namako tia an'ilay izy be dia mijery eo. Raha vao mitady hampiahatra ny tsy voako dia mitsotra aho fa tsy porn actress akory aho an. :D:D:D:D:D:D


20. zandrikely ( 26/05/2006 18:37)
isrine:ka zay anie ilay fianarana e ,hianarana daholo ny rehetra e , iza no nahay tany ankibon'ny mamany ,famba hifanarahana kosa aloha zay atao e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6774