Fampijaliana vehivavy ve ny porno?

21. isrine ( 31/05/2006 12:09)
Ka tsy hitako izay fampijaliana @ izy ireny, raha olona fantatra no anaovana azy. Aiza no hisy vehivavy hiray @ olona tsy fantany, raha tsy hoe mpivaro-tena angaha...?
22. bellla ( 31/05/2006 15:51)
euh... marin'izany.
23. sasa ( 01/06/2006 07:39)
:-D:-D:-D:-D bella :-*
24. deghany ( 01/06/2006 09:08)
bellla:

Fitiavan-tena ny lhl re no tena bdb e, fa na hoe sitram-pon'ny vhv zany, ny vola no mahatonga azy hanaiky fa tsy d fitiavany ny hijaly loatra akory.

aiza kosa e!!! tsy fatatra io an!!!

25. bellla ( 01/06/2006 21:06)
deghany: de tiny le vhv ve zany hozy njy ny hihinana an le berkkkkkkk ooaaaaaaaaaaaaaaaa
26. Fiffi ( 02/06/2006 04:57)
27. deghany ( 02/06/2006 09:13)
bellla:

deghany: de tiny le vhv ve zany hozy njy ny hihinana an le berkkkkkkk ooaaaaaaaaaaaaaaaa


tsy azoko le berkkkkkkkkkkkkkkkkkkk
le ranony sa le hozany???:@
tiny sa tsy tiny??? tsy fatatra io wa!!!:P

28. manantsoa ( 02/06/2006 14:20)
Fantaro ny zava-drehetra fa tano izay tsara.

Azonareo hampiarina koa anie izay hita amin' ireny film ireny ary atao izay tsy hisian' ny jaly na ho an' lhl na ho an' ny vhv e!
Rehefa ifanarahana ary sitra-po dia vita foana .

Tandremo anefa fa ny mivari-lavo no ratsy indrindra.
29. hasinando ( 05/06/2006 07:20)



Amiko ny resaka porno sitrapo ny fanekena hanaova azy .Sady tst hitanareo ve hoe ny lehilahy no te mpankafy azy ?

Ialina ny fahafantarana azy ireny amiko fa raha @ izay olona tena tina o no hampisehoanao ny intimité nao mety tsy de olana.Fa tsy @zay mangataka rehetra zao;sady aza ataon'ny bandy fanalana azy e!
30. stanl ( 08/06/2006 08:46)
arakaraky ilay olona hanao azy ihany io rehefa tsy tiany ve dia mbola atony ihany .efa adalana ny azy izany ko sa misy fihiny ko :=D:-w:-warrow::°):°):°):@:miam:o^o
31. bellla ( 08/06/2006 17:14)

[/quote]
tsy azoko le berkkkkkkkkkkkkkkkkkkk
le ranony sa le hozany???:@
tiny sa tsy tiny??? tsy fatatra io wa!!!:P


[/quote]


iz ro mitsy ry degany a!
tena tssssssss
32. travy ( 02/08/2006 06:01)
tsy hainao marina ilay izy e!
misy sokajiny ny resaka porno fa tsy hazonao angamba ,1dia natao hanaitaitra izy ireny fa asa na taitra ianao na tsy taitra.2natao hitadiavana vola,3ampafatariny anao ny zvt mety ho vitan'ny lehilahy sy vehivavy @ireny.Io firaisana ara-nofo io dia misy tontolo tsara sy mahatalanjona koa rehefa hainao ny mitrandraka azy de hitanao ny tombotsoa azo avy aminy,fa ilay mitsandraka ilay tontolo no tsy hainao ka izany no mahatonga anao miteny izany.raha tianao ny halala bebe kokoa ny momba io de afaka miresaka isika ao @serasera ka ny psedoako de j_hary ,izay fa veloma e!
33. xxx ( 08/08/2006 06:07)
za zany te hanao porno iza no sipa mahasahy? :lol: :lol: :lol:
ho hitanareo fa tsy mijaly vely² nareo!
=)) =)) =))
34. VIRGINIE ( 23/08/2006 14:42)
ALEO HIJALY ANY,SITRAPOKO ANGAHA,NY FIJALIANA @SIDA AZA MBOLA AIZA hi.hi.hi.hi
35. VIRGINIE ( 23/08/2006 14:57)
Rehfa te hanao porno anie ry xxx dia mila matanjaka aloha e!ie sao dia tsy a la hauteuran`ny zavatra tadiavina akory>sao tratran`ny prises 20 eo vao gaga tsy misy havoaka intsony

36. booboo ( 23/08/2006 15:58)
:lol:
37. Herimiafina ( 23/08/2006 16:40)
Hono hoa ry ireto? Mila mivadika vevavy ve zah vao afaka manao porno kay? Kony moa e? :roll::roll:
38. andry08 ( 23/08/2006 18:57)
=))=))
39. Penhell ( 29/08/2006 22:29)
'narfeo vhv no tokony hieritreritra.Na sitrapo io, na vola io.Nisy porno nojereko indray mandeha,dia fatorana mihitsy 'lay vhv; ny iray 'ndray mody hanaovana scène dia karavasina 'lay lhl;Dia marina 'lay hoe "contrat" efa vita io e!
Fa ny tiako hisarihana ny saina'ny vhv dia ny tsara tarehy sy tsara bika no manao azy.Mazava ho azy;ka dia samia maka 'zay tandrifiny e!
40. tywa68 ( 31/08/2006 17:54)
ka raha tsy izany ve hisy hijery ê ! matoa mijery an'io dia te-hiova @ mahazatra ... na tsy misy atao na idées !:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1755