Vary gasy.
1. fasaly
(
19/05/2006 15:25)
Dia tsy maintsy hitsipona ihany veuh!:x
raha mbo nahazo vondalana vary gasy avy madà, de nitetateta nanao varisoa ho hanina am saosisy mendy!:miam::miam::miam: hummmmm matsiro any zany....
fa saingy injisy de zàtra anlay tonga de mandrotsaka de mahanjo de masaka de mihinambary , aty ivelany mou zany an! tratran'ny vary gasy, ka sady nikaly no nitsipona akory sy vonadràtsy sy apombo...:-D:-D:-D aza mbo zà-dratsy ihany wa! fa hummmmm nilay an!na simban'ny fako madinika aza ny vary sosoa:wink:

novalian'i boubounezy ny 30/06/2006 13:27
2. Fiffi
(
19/05/2006 16:08)
fa angaha akia tsy mba nosasana aloha ? na mba nojerena hoe nanao ahoana le vary ?
3. Fanja1
(
19/05/2006 16:08)
fasaly za aloha efa nolazaina vao nahazo de mitsimpona foana e... tsy maintsy miasa sika vao mihinana:D mazotoa akia fasaly a
4. Fiffi
(
19/05/2006 16:26)
fasaly: sady ny tena mahatsara le vary koa anie de tsy maintsy sasana kely akia an! hanalana ny amidon aloha de @ zay koa afaka daholo ny apombo ao.
5. fasaly
(
19/05/2006 16:37)
fiffi: sasàna ange e! fa try tao antsaina ny nitsipona fa efa zàtra ny vary arotsaka fotsiny anaty sachet reny:wink: de eo ampihinana vary sosoa vary gasy no mahita haombary , vatokely, vonadràtsy, akortry:-D:-D:-D atao ahoana e!
fanja1: tsy maintsy hitsipona ihany zany e! nefa toa kamo beuh fa maha beuh asa kouuuuu!:wink:
fanja1: tsy maintsy hitsipona ihany zany e! nefa toa kamo beuh fa maha beuh asa kouuuuu!:wink:
6. Fiffi
(
19/05/2006 18:55)
fasaly: heu... tena efa ela tokoa zah zany tsy nihinana vary gasy de tsy de tadidiko loatra , hay misy le haom-bary ?
7. fasaly
(
19/05/2006 18:57)
fiffi: afaka omeko anjy layato amiko ato fa misy eo am roapolo kapoaka eo io:wink: tsa voako fa maha beuhasa beuh ! mitsipona foana zany:-D:-D:-D:-D
8. Fiffi
(
19/05/2006 19:00)
fasaly: heu.... misaotra akia fa tena tsy ho vitako zany hitsipona zany an! :-D:-D fa ny zavatra fantatro fotsiny mba hiadihana @ le haom-bary de hasiana sakay pilo kely iny ao anatiny de maty ireo de rehefa sasana de miakatra ery ambony ery de lasan'ny rano hariana.
9. fasaly
(
19/05/2006 19:16)
fiffi: euhhhhhhh! de ataoko aoana zany io vary 20kapoaka io:roll::roll::roll::-D:-D:-D
10. naughtyboy
(
20/05/2006 01:47)
fasaly: vary sou2 miaraka @ kitoza vao maraina iny na vary aminana tonga de lafatsa (vary gasy ihany anefa an...) hummm..tonga de sahirana avy atrany aho tsy afaka mamaly resaka..azafady tompoko oh
11. Fiffi
(
20/05/2006 05:20)
:-D:-D:-D:-D fasaly: jereo kely ity manjoa an'i naughtyboy io an! :-D:-D:-D
12. Fanja1
(
20/05/2006 07:58)
fasaly tsy mandany fotoana be anie refa mitsimpona e... aty tapakapoaka de ampy anjy kou.. tsy otran'ny any dago mahandro ho an'i be sy ny maro.. veti² akia io a.. raha te hihinana tssy vato aloha e :)
13. fasaly
(
20/05/2006 13:30)
nayghtyboy: hummmm izany an!:°):°):°)alao alefako express any am'ini toi aza lay vary de alefaso aty amiko rehefa voakarakara miaraka am laoka an!:wink:
14. fasaly
(
20/05/2006 13:33)
fanja::wink::P ka lay mitripona mahintsy fa ho hataoko anzay ihany angaha fa io veuh ho ariana fotsiny
fa asa tsy zàtra vary gasytsony kou fa otran'ny matsatso beuh zany lay izy e! tsy nandaitra mahintsy no saosisy nandrahoiko nihinanako anlay izy:x:x:-D:-D:-D nanjary voky ratsy zà:-D
fa asa tsy zàtra vary gasytsony kou fa otran'ny matsatso beuh zany lay izy e! tsy nandaitra mahintsy no saosisy nandrahoiko nihinanako anlay izy:x:x:-D:-D:-D nanjary voky ratsy zà:-D
17. tisera
(
23/05/2006 16:09)
Lé mpandefa vôndalana hafarana @ manaraka oe rà tsy mahadiso dé mba aleo vay tsara tsimpona no halefa , na koa ilay vary gasy efa anaty fonosana raha sahirana rizareo . Misy mivarotra an'izany any Dago : efa nahazo an'io aho fa tena lé vary mena matsiro tsara ireny!:miam::miam:
19. tisera
(
25/05/2006 04:58)
Mba mahafaly an'izareo any ange rehefa tena afa-po ny havana aty é! Rizareo efa tsy maintsy mitsimpom-bary ihany dé mba @ ilay vary voatsimpona no hanombinany ho an'i fasaly ; @ izay tsy mihinana voanahidratsy ifasaly kou!
20. boubounezy
(
28/05/2006 17:44)
mmmmmmmmmmmmmmmhhhhhhhh ma té inana vary gasy mintsy ny fitantaranjy azy zany an! :°):-P vary sousou na vary @ ananana sy kitoza miamm! miamm!
fasaly: