za alou kia ry fasaly dé refa tonga any dago dé aniko ambakany vato sy ny akotry reny vary gasy mena bé reny dé ny loka @io hena ritra gôzabé mintry ny tetika dé asina rano mangatrika kely ra lé somary kenda2 iny dé avy eo misotro tôka gashi bê @zay eny antanimboly dé refa katry dé mandé matory dé tena milay bé
fasaly:
Dia tsy maintsy hitsipona ihany veuh!:x
raha mbo nahazo vondalana vary gasy avy madà, de nitetateta nanao varisoa ho hanina am saosisy mendy!:miam::miam::miam: hummmmm matsiro any zany....
fa saingy injisy de zàtra anlay tonga de mandrotsaka de mahanjo de masaka de mihinambary , aty ivelany mou zany an! tratran'ny vary gasy, ka sady nikaly no nitsipona akory sy vonadràtsy sy apombo...:-D:-D:-D aza mbo zà-dratsy ihany wa! fa hummmmm nilay an!na simban'ny fako madinika aza ny vary sosoa:wink: