Rambo
1. pissoa
(
19/05/2006 04:45)
(Nezahina adika amin'ny teny Gasy)
Nivoaka ny tranony ony zany le kankana kely dia nahita kankana iray teo ivelany, dia niresaka:
- Mba tsara kosa izany andro izany androany an :D
Dia tsy namaly ilay iray ... Dia mbola niteny ihany
- Enga anie mba tsy hivadika ho ratsy io amin'ny faran'ny herinandro :D
Dia tsy namaly ihany le iray ...
- Fa izany hoe tamin'ity taona ity alou somary tsara toy izao foana ny andro e :D
Dia mbola tsy niteny ihany le iray. Dia lasa izy niverina tao amin'le tranonny dia ...
- Ça y est ! J'ai encore parlé à ma queue!:twisted:

novalian'i pissoa ny 20/05/2006 18:38
2. watafon
(
19/05/2006 04:47)
=))=))=))tany aminareo tany v io ? aty aloha ny kankana tsy manao an'io e! =))=))=))
3. pissoa
(
19/05/2006 04:49)
Ny kankana aty aminay miteny less Anglisy na Africaans fa tsy miteny Frantsay an :wink:=))=))=))
8. Fiffi
(
19/05/2006 05:44)
de ozy hoe : aleo zah hi-balà fa tsss [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Animaux/miniserpent.gif[/IMG]
13. rapala
(
19/05/2006 07:03)
ny kankanay tsy manejika ny rambony izany fa manao poing, poing indray=))=)):-D:-D
18. pissoa
(
19/05/2006 09:14)
sonwin:
pissoa> azavao hoe fa tsy arako tsara 8O
Hihihi, io kou ve de tsy azo fa mody te hiresaka amiko fotsiny eo :roll:=))=))
Ka tsy hay avahana re ny loha sy ny rambon'ny kankana an (angamba). Dia tamin'ny nivoaka ilay lavaka tranony ireny le kankana, dia ny rambony ihany no hitany dia neverina fa kankana hafa :-D
Azo am'zay? :-*
19. pissoa
(
19/05/2006 09:17)
watafon:Ahoana no hahaizanjy an'zany? polyglôty ohatr'azy kou ngah :-*:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
kankana polyglôty lesy io an ! =))=))=))
20. mandrindra
(
19/05/2006 10:31)
:-D dia mbola ilay rambony ihany ve no iresahany an'io heviny farany io ?