Rambo

21. watafon ( 19/05/2006 10:56)
pissoa:za efa nahita k !:-D:-D
22. rapala ( 19/05/2006 11:46)
tsy ny kankana ihany no manao an'izany faa na ny alika kou aza:-D:-D
23. Fiffi ( 19/05/2006 12:16)
wata: heu.... hiala-balà moa eh! :-D:-D:-D
24. mandrindra ( 19/05/2006 13:04)
nisy nitifitra indray ry fiffi an !!!
25. pissoa ( 19/05/2006 13:11)
mandrindra:
dia mbola ilay rambony ihany ve no iresahany an'io heviny farany io ?
Tsy azoko :roll:
wata, taiza kou? :-D:-D:-D
26. mandrindra ( 19/05/2006 13:22)
pissoa, ka amin'iza ra kankana no miteny, tsy amin'ny rambony ihany ve :-D:-D
27. pissoa ( 19/05/2006 14:43)
Ie! Mbola tsy azoko ihany ... :-w:-w:-w
28. watafon ( 20/05/2006 06:51)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
pissoa: t@ dessins animés !:-D:-D:-D:-D
29. pissoa ( 20/05/2006 06:53)
Hihihi :-D:-D:-D:-D:-D:-D
30. watafon ( 20/05/2006 06:57)
t@ tex avery izy zay !:-D:-D:-D
31. dadabe ( 20/05/2006 07:08)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 19-05-2006 09:45:43
Lohateny : Rambo
(Nezahina adika amin'ny teny Gasy)

Nivoaka ny tranony ony zany le kankana kely dia nahita kankana iray teo ivelany, dia niresaka:
- Mba tsara kosa izany andro izany androany an
Dia tsy namaly ilay iray ... Dia mbola niteny ihany
- Enga anie mba tsy hivadika ho ratsy io amin'ny faran'ny herinandro
Dia tsy namaly ihany le iray ...
- Fa izany hoe tamin'ity taona ity alou somary tsara toy izao foana ny andro e
Dia mbola tsy niteny ihany le iray. Dia lasa izy niverina tao amin'le tranonny dia ...
- Ça y est ! J'ai encore parlé à ma queue!


ohatrany tsy azoko le izy :roll:sa zah ve no doma be e
32. pissoa ( 20/05/2006 07:09)
bedada:
sonwin:
pissoa> azavao hoe fa tsy arako tsara8O
Kalou anontaniako i sonwin raha doma be fa raha ie de doma be kou elah :-D:-D:-D
33. dadabe ( 20/05/2006 07:24)
:roll::roll::roll::roll::-w
34. pissoa ( 20/05/2006 07:26)
Ka nareo samy tsy mahazo kou ... raha doma izy dia doma kou elah ... fa raha tsy doma izy de .... hmmm, mety doma ihany elah kah :roll:=))
35. dadabe ( 20/05/2006 08:18)
:^):^)lasa miantsa fa....:°)
36. watafon ( 20/05/2006 11:39)
pissoa::-D:-D
bedada: mpiasan'ny domapub !:-D:-D:-D
37. pissoa ( 20/05/2006 12:09)
wata :roll::-D:-D:-D
38. watafon ( 20/05/2006 13:44)
:roll::-D:-D:-D
39. pissoa ( 20/05/2006 18:38)
Manara-kefa otran'ny boloky fotsiny :twisted::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2065