NO COMMENT!!!!

1. sareraka ( 16/05/2006 07:48)
no comment!
http://www.madanight.com/madagascar-photo-32705.htm
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZAO?



SILENCE TAISEZ VOUS

MEDITATION !
2. Fiffi ( 16/05/2006 09:06)
inona kay ny dikan'hoe "no comment" "taisez-vous" "méditation" ? TAIS-TOI ve ? :wink:
3. ds ( 16/05/2006 10:02)
JADONA = akombony ny vava
DEMOKRASIA = mitenitenena foana

:D
4. Fiffi ( 16/05/2006 10:54)
ds: TAIS-TOI !! =))=))=))=))=))=))
5. petsambava ( 16/05/2006 14:17)
citroen ds 19 sa ds 21...
sa devoir surveillé hi hi :-D
6. sylvain ( 16/05/2006 16:33)
Fa angaha izao ny mpiasa vao mijaly,efa nijaly foana ny mpiasa n'iza n'iza nitondra teo,ary mbola hijaly raha mijery ireto kandidà hirotsaka ho fidiana,d hihaino ny fampanan-tenana pokaty izay hatao @ fampihelezan-kevitra sy ny slogan zay hivoaka eo.Mila fanamboarana tanteraka ny fanaovana sy fitondrana politika ao Dago é.
7. fijo ( 16/05/2006 20:39)
aty frantsa aza izao mijaly ny mpikarama ko.jereo nefa io trano be ao aorian'ilay sary io.?mijaly ve
8. patrick2002 ( 17/05/2006 01:54)
oh ra sareraka ah! Ny hetsika nataonareo t@ 1972 no nahatonga ny mpiasa malagasy ho mitrongy vao homana @ izao fotoana izao ,fanjakan'ny madinika eh! nasorina ny karatra isan-dahy fa mijaly ny tantsaha ,no vesarana hetra ny mpanam-bola ,sy ny banky izay vitsy an'isa nefa antoka mampandroso ny toekarena,vokany kely ny tombony hazonireny orinasa ireny ,raha tsy nikatona sy nitsipozipozy aza izy ireny, mbola tsy tonga saina ihany ny mpanao politika ,natao indray ny fitatanany fanjakana ny orinasa ,lehibe ,vao maika nikororosy ny toekarena ,30 taona aty aoriana aiza ilay mpiasa madinika sy tantsaha mpandoha hetra t@ 1972 :twisted: izay nohakasainareo hoe tsy rariny tsy rariny aiza izao ny tantsaha miadana sy tsy mandoa hetra ny 2006:wink:
KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.88