Fandrosoana, Fifidianana, iza no aloha ?
1. lapino
(
15/05/2006 10:02)
Nisy resak'i jafaf401 izay nahasintona kely ahy.
Iza marina moa no izy, ary iza no tokony ho izy:
- Fifidianana aloha, fandrosoana après
sa
- Fandrosoana aloha, fifidianana après
:?::idea:
jafaf401:
Eo antsika mahita azy fa maro an'isa hitsara aloha zay vao fandrosoana après,
Iza marina moa no izy, ary iza no tokony ho izy:
- Fifidianana aloha, fandrosoana après
sa
- Fandrosoana aloha, fifidianana après
:?::idea:
novalian'i tangalamaitso ny 06/06/2006 09:59
3. mandrindra
(
15/05/2006 11:02)
ny fandrosoana dia alohan'ny fifidianana, mandritra ny fifidianana ary ao aorinany. ny fifidiana dia fitsarana ny fisiany na tsy fisian'ny fandrosoana vitan'ny mpitondra.
4. petsambava
(
15/05/2006 14:27)
ohatra ny manontany hoe entrée ve no ho hanina aloha sa ny résistance?
6. jajaf401
(
15/05/2006 16:48)
mety jiaby kou!
Fa zao antsika efa anty savorovoro fa hita taratra eto ny fandrosoantsika, ny fahaiza-mifidy koa angeh efa fandrosoana manokana.
Fa zao antsika efa anty savorovoro fa hita taratra eto ny fandrosoantsika, ny fahaiza-mifidy koa angeh efa fandrosoana manokana.
8. arson
(
16/05/2006 05:50)
Raha amiko manokana aloha de tsisy hidiran'ny fandrosoana ny fifidianana satria ny fifidianana tsy maintsy atao na mandroso na mihemotra.Fa kosa anjaran'ilay voafidy teo @fifidianana kosa no mampandroso ilay fireneny e!
14. marozevo
(
18/05/2006 20:35)
Ny mahagaga dia misy faly ery milaza hoe mivarina an-kady ny Firenena.
Ny mahagaga ahy dia misy faly ery rehefa sahirana ny Firenena, rehefa miatrika fahasahiranana ny Mpitondra.
Ny mahagaga ahy dia be dia ny mahita ny tsy fandehanan'ny Firenena, fa toa vitsy ihany no tena manolotra hevitra hampandrosoana azy.
Izay ro mahazendagna ahy !!! hoy i Radama Antoine.

15. fijo
(
18/05/2006 21:22)
marina daholo izany,fa amiko ni fifidianana,dia hitsarana ny fampandrosoana izay natao.eo nohita hoe nety ve,ka lany indray sa tsy nety,ka mila soloina
16. LazaRandri
(
18/05/2006 22:10)
marozevo:
Ny mahagaga dia misy faly ery milaza hoe mivarina an-kady ny Firenena.
mahagaga tokoa izany ry marozevo raha tena misy!!!
18. mandrindra
(
19/05/2006 10:50)
marozevo, marina daholo izany fa ny mahagaga ihany koa dia be ny milaza fa manao be ny mpitondra ka minia tsy mahita ny tsy mety ataon-dry zalahy. sa amin'izay tsy voatery mitady vahaolana satria efa niteny hoe milay io nama a?
19. fijo
(
19/05/2006 20:52)
ka ny filazana fa manao izy tsy midika mihintsy hoe tsy hita ny tsy mety,fa mba tsy izay kosa no dradradradraina foana;
20. soanja
(
20/05/2006 00:27)
arson:
Raha amiko manokana aloha de tsisy hidiran'ny fandrosoana ny fifidianana satria ny fifidianana tsy maintsy atao na mandroso na mihemotra.Fa kosa anjaran'ilay voafidy teo @fifidianana kosa no mampandroso ilay fireneny e!
Marina tsy misy iadian-kevitra.