INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

1. sareraka ( 12/05/2006 06:51)
Inona no vaovao manerana ny tany?

herinandron'izao tontolo izao:

-Nihen-danja ny dollar manoloana ny euro sy ny yen.
-Tonga saina ny mpitondra malagasy fa lafo tokoa ny vidin'ny solika!
-Hisondrotra ny fraisn'ny taxi-be.
-Mbola tsy mahatsiaro saina ingahy ARIEL SHARON...
-Niverina mitsabo tena any FRANCE ingahy BOUTEFLIKA filoha alzérianina.



ay ay

NB:
-ireo vaovao izay lazaiko eto dia MARINA AVOKOA tsy misy foronina
-hira tokoa izy ity INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY mety be angamba no tsy mahatadidy!
2. Fiffi ( 12/05/2006 09:06)
:wink:
3. patrick2002 ( 17/05/2006 01:58)
MBOLA MISY hilatsaka ho fidina ho filoham-pirenena ingahy SARERAKA @ 3 decembre 2006 rehefa nanontanian'i mpanao gazety ny radio serasera.
Ka dia tsy hisy intsony ny tsirariny ao madgasikara:-D:-D:-D
4. xxx ( 17/05/2006 07:46)
vaovao tsy marina kosa izany e
5. mandrindra ( 17/05/2006 09:20)
ka inona no olana na zavasoa entin'izany vaovao manerana ny tany izany ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3606