ZAZAKELY NY TIM

1. mino18 ( 08/05/2006 14:46)
HITA MIHITSY FA MBOLA TSY MANANA CULTURE POLITIQUE NY TIM.KISENDRASENDRA SY NY HDALAN'NY AREMA MOA NO NIAKARANA.IALAO RANGAHY LE IZY REHEFA TSY ZAKAN' NY LOHA SAO HO ADALA EO
novalian'i Optik ny 13/05/2006 16:28
2. Fiffi ( 08/05/2006 14:50)
mino18: fa nisy inona hono ?
3. ratahx ( 08/05/2006 15:22)
De ahoana ny fandehan'izany eh! Mbola minono daoly ve sa mba efa mianatra mandeha?
4. mino18 ( 08/05/2006 15:36)
io zany no bilan azo apetraka amizao fotoana izao. 4 taona nitondrana de mbola hotrizao ihany. antoko tokony mbola tsy teraka. zaza tsy niriana
5. wasser ( 08/05/2006 16:13)
mino18:

HITA MIHITSY FA MBOLA TSY MANANA CULTURE POLITIQUE NY TIM.KISENDRASENDRA SY NY HDALAN'NY AREMA MOA NO NIAKARANA.IALAO RANGAHY LE IZY REHEFA TSY ZAKAN' NY LOHA SAO HO ADALA EO


Hazavao Radoko ny hevitra fa tsy takatray.


6. jajaf401 ( 08/05/2006 17:09)
tsy vaky koa angeh zany resaka zany eh!!!!!!!
7. Stone ( 08/05/2006 17:19)
Tsy mazava izay zavatra tiana hampitaina.
8. Optik ( 08/05/2006 18:17)
9. Optik ( 08/05/2006 18:20)
O ry mino18 ah, fantaratreo moa hoe iza ireo ao @ TIM 'reo?
Ny Arema fahiny niovana anarana daholo ihany no ankabeazan'izy ireo. Mamboly korontana sy fisarahana izy noho izany mba hamotehana izay miseho ho mpitondr fiovana.
10. ravatorano ( 09/05/2006 04:11)
marina tokoa famisy aremaireo tim ireo aokoa ny mpikamabana tamin ny antoko hafafany fahitako azy d mpijapy dhl ny 4/5 n ireo tim amizao fotoana ireo koa tsy mahagagaraha toy izao no fandehany.
Vitsy no tena hoe tsy nanana antoko taloha fa tao amin 'ny tim no voalohany.
Mino18
11. Fiffi ( 09/05/2006 05:10)
tena tsy mazava marina!
12. mino18 ( 09/05/2006 14:50)
fantatro fa ireo olona arema tsy mamely ka tsy namiratra tao ireo nivadika ho tim reo. ny antoko misy no tokony hanolotra zay ho filoha miaraka amy programan'asany fa tsy hoe lany filoha le olo vao manangana antoko ka aiza no tsy ho japin' ny olona.tsisy olona mba manana hevitra mipetrapetraka ao fa zay nofin'izy reo alina iny no lazainy sy tetehiny hatao. tsy vita ny eo de efamiresaka zavatra hafa. eritrereto na politique general niala tamy dsrp de tonga amy map. de inona ndray rahampitso. jereo amireny fifidianana itakiana fanalana isoloir reny. misaotra
13. marozevo ( 10/05/2006 18:15)
Fa i mino18 no tena masaka sy matotra ara politika satria zatra voky tamin'ny fahiny. Aleonay mijaly amin'ny vaovao toy izay hiverina amin'izay efa naloa.
14. Optik ( 13/05/2006 16:28)
marin'zany marozevo. Marina tokoa fa efa adinon'ny sasany sahady ny lasa nampijaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0587