SIDA eto MADAGASIKARA tsy loza fanairana intsony...
1. 4mimananelatra
(
01/05/2006 09:43)
Raha misy cyclone mananontanona ivelan'ny nosy iray dia hoy ny météo hoe ilazàna ireto faritra ireto mbà hampiasa ny loza fanairana...fa raha miteny kosa izy hoe loza mihatra dia efa tafiditra izay ilay rivo-doza...
Raha ny fahitàko ny SIDA eto MADAGASIKARA dia maro ny mbola mihevitra fa mbola loza fanairana fa tsy loza mihatra izy ity.Raha ny zavatra hita any @ province ohatra singaniko manokana :Morondava ,Toamasina ,Nosy-be izay tokony atao zone rouge na faritra mena , toerana feno mpizaha tany tokoa nefa indrisy fa maro mpivaro-tena maro ny mbola tsy ampy taona akory nefa dia efa roboka noho ny tsy fisiana.
Ary ny tena loza dia maro @ ireo mpivaro-tena no tsy mijanona eo fa azo atao hoe trés mobile androany izy ao Morondava rahampitso tonga ao Antananarivo @ herinandro ao TOAMASINA sns...Misy ihany ny fanentanana ataon'ny ONG sy ny ministéra mpiandraikitra fa TSY AMPY raha ny fijeriko azy manokana...Firifiry ireo ONG manentana ny olona tsy handoro ny ala nefa ny ampitson'iny ihany dia mitohy ny fandorana .
Ny fahantràna no tena fototry ny fivarotan-tena firifiry ireo vahiny manome vola lafolafo kokoa dia tsy mampiasa kapôty ary manaiky ny zatovovavy ?
En plusn'izany dia vitsy ireo manantona ny zone de dépistage mbà hanao ny fitiliana ny rà,ny taux avoakan'ny ministére moa dia éstimatif fa tsy réel .
Ny SIDA ve? tsy andraikitro izaho irery ihany ...Antsika rehetra izy ity!!!

novalian'i naughtyboy ny 03/05/2006 00:32
2. fasaly
(
01/05/2006 10:21)
hummmmm! mahafinaritra rehefa miresaka matztika io SIDA io mba hitandremana e! marina dooly ny voalaza ka ny mitandrina ihany e!aleo tsy mamba noana loatra mba tsy hiraparapa de tsy mahandry tantana e!:°):°):°)
3. nolalaina
(
01/05/2006 10:45)
Aza mijangombany ouz Henri Tatsianaka zay nefa tô..... :?
Andraikitsika retra marina izy io !! ka ampitapitao ny hafatra ry namana isany!!!!
Andraikitsika retra marina izy io !! ka ampitapitao ny hafatra ry namana isany!!!!
4. Fiffi
(
01/05/2006 11:01)
mampalahelo tokoa aloha ny mahazo ny olona noho io haretina io , saingy toa hoe betsaka hiany ny faritra izay tsy mampiasa "fimailo" satria tsy tiany ny fampihasana azy ireny. Ny tsirairay hiany no tokony hitandrina satria efa samy mahafantatra ny vokadratsin'io haretina io.Tao koa ny olona izay nanakana mihintsy ny fampihasana azy satria hono hoe tsy "Culturelle", le mot est lâché. Les deux personnalités malgaches citées au début sont unanimes, ni les capotes ni la pornographie n'ont jamais fait partie de la culture malgache." http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=468&RUB=35
5. diamondra27
(
01/05/2006 12:03)
inona daholo ary ireo valintenin'ny lhl mba tsy hanaovany capote na condom
6. Fiffi
(
01/05/2006 12:09)
diamondra: marina ny ndry ! izy ireo tokoa aloha no tena tokony hamaly hanome ny antony.
8. Fiffi
(
01/05/2006 12:58)
xxx: de ahoana ? inona ary no tena tsara : ahazahoana ilay sensation tadiavina ve sa ho voan'io haretina mahafaty io ? heritreretina hiany hoe ny "plaisir d'amour , ne dure qu'un moment" fa ny fiainana haharitra hafirina ?
9. xxx
(
01/05/2006 14:33)
Ny Sida anie tsy mametraka olana izany e, tokony ho voany daholo aza ny olondrehetra mba ho hendry amin'izay hendry daholo ny olona rehetra, responsable. :twisted:
10. Fiffi
(
01/05/2006 14:54)
:roll::roll::roll::roll: fa nga maditra daholo hono ny olona ? miteniteny foana xxx an! ny irrésponsable no manao an'izany an!
12. naughtyboy
(
01/05/2006 15:18)
>O ry xxx a,aiza ndray ty resaka felantsiny (oue sensation)ty, fiarovantena nge zvt voalohany miforona atrany ankibodreny ho an'oul rehetra de norma ko raha arovana ko ny joba @ io fa ra eo no misy olana de mazava fa tsy ho-responsable mintsy na ovina na ovina tsy azo eritreretina akory aza na ny vokan'izany tonga (sanatria tsy fahazaondalana kilasy voalohany mitsotsotra ao ambany rangolahy...)aleo ihany 1 de iny ajaina fa sao manahirana kan
15. Herimiafina
(
01/05/2006 17:24)
Mbola vao SIDA aza io fa efa nisy aretina vaovao virale mbola tsy ahitana fanafany indray efa miala any e!
Resaka SIDA izany, tsy ampy ny fidelité raha entina miady amin'io fa matetika olona fidele daholo aza no voa. Hazavaiko rehefa avy eo fa andeha hisakafo aloha izaho fa noana!
Resaka SIDA izany, tsy ampy ny fidelité raha entina miady amin'io fa matetika olona fidele daholo aza no voa. Hazavaiko rehefa avy eo fa andeha hisakafo aloha izaho fa noana!
16. sonwin
(
01/05/2006 17:26)
mazoto homana aza dia mba lazao ilay aretina hafa refa miverina eo, mety ho haiko ny fanafana mantsy raha haiko ny momba ilay virus 8)
18. yonikafopl
(
01/05/2006 17:53)
HM: raha samy fidele ve ny olondroa miaraka dia mbola ho voan'ny SIDA ihany????raha amin'ny resaka firaisana ioan, fa raha amin'ny resaka tsy fitandremana amin'ny fitsaboana toy ny tsindrona sy ny ra ngamba.
19. Fiffi
(
01/05/2006 18:13)
Herimiafina: bon app :) fa io lazainao io aloha de marina an! satria ao ny transfusion , ao ny fampidramana seringue ohatra ireny olona mi-se-droguer ireny .