SIDA eto MADAGASIKARA tsy loza fanairana intsony...

21. Fiffi ( 01/05/2006 19:01)
22. Fiffi ( 01/05/2006 19:01)
http://www.doctissimo.fr/html/dossiers/hepatites/sa_5203_vhc_10questions.htm
23. ikalakintina ( 01/05/2006 19:18)
de aona zany?, le sida kosa anie reto ka indraindray fanainianana mitsy no ahazoana azy e!, ohatra oe lhl ray na sipa rai miaraka am ol bdb, de le bdb kou manana bdb , de miparitaka dolo le aretin'izy retra de, le hepatite c, nga mou tsisy vakisiny?, andraso jereko ny lesona!
24. Fiffi ( 01/05/2006 19:29)
jereo ao fa misy ka!
25. mamzelkely ( 02/05/2006 04:51)
mbola avy nisakafo fôna ve i HM hatram zao :roll: tena sakafo be kosa angamba zany klé :-D:-D
26. kala ( 02/05/2006 05:49)
henjana be aloha ity resaka SIDA ity ry zareo â!

xxx > :-* :-* :-* enao moa tsy tia vody ê!:evil::evil::evil:

HM > ahoana moa no hoe ny ol fidèle no voany..

Tsotra ange zany ny vahaolana ê! mi-mast fotsiny:oops::oops::oops:

27. Fiffi ( 02/05/2006 07:59)
mamz: :-$
28. sonwin ( 02/05/2006 08:39)
kala> mampavoa ny sida koa ange hono ny mi-mast e :°)
29. diamondra27 ( 02/05/2006 09:28)
kala: njy ngah mi-masta?
sw: taiza kouu,
30. mamzelkely ( 02/05/2006 10:00)
fiffi :? :-D:-D

sonwin taiza marina zany no nisy anzany :-D:-D
31. Fiffi ( 02/05/2006 18:51)
:-D:-D:-D:-D:-D
32. ikalakintina ( 02/05/2006 18:59)
inona zany mi masta kala?sa za tara beuh!, valio aloo na zany aza e!
33. naughtyboy ( 03/05/2006 00:32)
Herimiafina: efa voky ve sa mbola tsy voky sa voky de natory... de mbola tsy tafafoha ?? tena mbo niandriandry le valiny le we fidele ndray aza no voa : mety misy irika ve na de misarondoha foana aza,rahaolona 1 tsy mitsinjona drogue zany fa mpanindrona olona( vhv) , mbola misitery kely amiko ndray io 1 io fa mila sopapa..
de merciii an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092