Revin-gadra sa ...?

1. Vaika ( 27/04/2006 14:37)
Lasa eritreritra ny tena raha sendra nahatsiaro an'i Zoto, nanao fanatanjahan-tena, nanomana ny dian-tongotra nanodidina an'i M/kara, efa ho 30 taona lasa izay. Adala angamba 'ty ranamana, sa fitadiavam-bola kosa angamba ? Nefa tsy ampy tokoa izany fanazavana izany. Ela be taty aoriana vao ohatran'ny mba takatra ny antony nanosika an'i Zoto : notontosainy tsotr'izao ny "reviny" !!!
Raha mandinika ianareo dia samy manana ny revin-gadra-keliny daholo. Sa ianao tsy manana ? Jereo tsara fa misy ao e !
Ao ny maniry ny handray anjara (na in-drepa monja aza) amin'ny Paris-Dakar, marathon des sables, tour du monde (bâteau, vélo, roller, ets...), hanangana ny tranony irery...
Mba maniry, indray andro any, ny tena, handray anjara amin'ny triathlon longue distance d'Hawaï ! Nefa sadaikatra ihany ny tena mahita an'i Mark Allen manantontosa : 3 km natation + 180 km vélo + 42.2 km marathon, 8 ora monja ! Nefa ahoana ny hahavitan'ireto kilemaina mandray anjara na ity raim-pianakaviana iray (50 taona) nibaby ny zanany malemy nandritry ny 14h40' (nanatontosa ny revin-janany ho triathlète!). Fitiavana tsy misy ohatr'izany.
Ka mba inona aza no mba revinareo e ? Zarao hiharahana mifaly eto...eo am-piandrasana ny fanatontosana azy.
Mba "aventure" kely an'eritreritra izany e !
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 12:59
2. Fiffi ( 27/04/2006 14:47)
heu............. andraso aloha hiheritreritra kely :)
fa nahoana aloha no lazaina hoe "Revin-gadra?
3. Vaika ( 27/04/2006 15:40)
Fiffi : mety tsy ho revin-gadra tampoka ! Ny tena mahaliana dia arakaraky ny tsirairay mantsy ilay "revy", samy mba mifampizara ny aventure kely tiany atao, ny vinavina na ny efa vita...
4. diamondra27 ( 27/04/2006 15:50)
ny ahy mba hi-participer kely paris-dakar
5. Fiffi ( 27/04/2006 15:50)
Vaika; azoko tsara ka , fa :-D:-D juste hoe revin-gadra no nahagaga ahy.
Ny ahy zany de ny reviko de mi-participer Paris-Dakar, zah aloha tena tsy mi-manké mihintsy manaraka an'io ^ télé an!
6. Lejim ( 27/04/2006 16:15)
Ny reviko dia ny hanambady izay sipa reveko be nefa toa tsy miraika amiko firy izay!
Raha izay no tontosa dia afa-po zah raha mbola faniriana ihany!
7. Vaika ( 27/04/2006 16:17)
Diam, fiffi : oadray ! Vanina Ickx sy Jutta Kleinschmidt mantsy e ! Teneno aho rehefa tapak'hevitra ianareo roa fa zà vonona na dia hanolo pne fotsiny aza.
8. Fiffi ( 27/04/2006 16:41)
Vaika: ka tsy mahazo miaraka fiara isika an! fa manjary mavesatra loatra ny fiara de tsy mahazo plasy 1er eo zah an! :-D:-D:-D
9. kiali ( 27/04/2006 16:45)
revin gadra marina!!
10. pitchou ( 27/04/2006 16:56)
nena ny tena mba reviko d ny hiotety zao tontolo zao:}
11. Vaika ( 27/04/2006 17:48)
ka tsy mahazo miaraka fiara isika an! fa manjary mavesatra loatra ny fiara de tsy mahazo plasy 1er eo zah an!
Efa hanao régime aho kah ! Iza ary no hanosika an'i toi eo raha mikatso eny amin'ny dunes ny vam ?:-D
12. Herimiafina ( 27/04/2006 18:24)
Ny ahy izao ny revingadrako hoe manana telecommande kelyz ah de telecommander-ko daholo ny zavatra rehetra manodidina ahy.
refa le sorena iny de atao PAUSE klou de atao play amin'izay refa milailay, de REWIND refa misy revy tiana averina, de FAST FORWARD refa le misy probleme tiana vahana, hehehehehe=))=))
13. cutie ( 27/04/2006 18:53)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
miasa be toi zany
14. Rojo ( 28/04/2006 01:34)
hihiihihihihihihihihihihihihihihihihihihihihihihihihihi
nena ny reviko dia ny mba hifoha daolo ireto mpanao revin-gadra ireto
15. LazaRandri ( 28/04/2006 02:27)
zava-poana daholo ireny raha tsy anomezam-boninahitra Azy (Mpitoriteny 1).

... Ho tanteraka anie ny sitapoNAO, ety an-tany tahaka ny any an-danitra.... :)
16. Fiffi ( 28/04/2006 04:38)
iza anefa no tsy manana an'io revin-gadra io eh ? "rever c'est permis" sady tsy misy maharatsy azy kosa anie eh!
17. Vaika ( 28/04/2006 06:47)
nena ny tena mba reviko d ny hiotety zao tontolo zao
http://www.sunreef-yachts.com/
Ny kôfy matetika tsy sahy mamboraka ny sekre keliny, un peu d'effort ry zalahy a ! Sa henjana loatra ?
Rehefa ny revy anie no lasa réalité tampoka dia tena milay be mihintsy. Hafa tsy ilay zap-n'i HM dia mety tsara daholo ny manatanteraka ireo revin'ny sasany ireo.
Ary efa nisy nahatanteraka tokotrany ve ? Mba omeo ohatra hoe !
18. Vaika ( 28/04/2006 06:48)
http://www.sunreef-yachts.com/

http:www.sunreef-yachts.com/
tsy nety ilay teo !
19. naughtyboy ( 28/04/2006 07:46)
mety daolo le revy ary mety tanteraka fa ty zvt ty no manelanelana azy reo raha ny fijeriko"Adversity causes some men to break,others to break records" nena zao de hijery an'i nosy sambatra ho fizahantoerana otrany hawai,borabora,autralasia... ka any daolo ndray no maniry hande ny olona rehetra oadraiii resaka toa marina io eee
20. sakaizakely ( 28/04/2006 08:05)
Hitondra ny vady amanjanako hitsidika ny tany nihaviako : Madagasikara manja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1441