Revin-gadra sa ...?

21. sonwin ( 28/04/2006 08:26)
ny ahy izao ny revireviko dia ny hahazo Prix Nobel
22. pissoa ( 28/04/2006 08:39)
Ny ahy hahazo prix Abel :) Revin-gadra marina izy izany :-w:-w
23. dadabe ( 28/04/2006 08:40)
azon'lah io ka
24. sonwin ( 28/04/2006 08:50)
okay an :D, ary ny an' lah mba ahoana e?
25. Fiffi ( 28/04/2006 08:51)
ny ahy zao dia tsotra hiany ary tokana dia.......:?:
26. onjah ( 29/04/2006 11:07)
Ity zany no mba tena revin-gadra nay e.

Mba hanatrika finale coupe du monde Baolina kitra handraisan'i MADAGASIKARA anjara.
Raha mandresy no tena vao maika milay be.

Tandremo fa mety ho tanteraka io revin-gadra ko io an
27. Fiffi ( 29/04/2006 12:59)
dia tsy ho revin-gadra tsony zany raha ho tanteraka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2033