andao hifampizara blagy!hihih
1. vale
(
23/04/2006 19:40)
Ity ny ahy aloha dia mba miandry avy @nareo koa eh...
Nisy lhl hono izany voatery nandao ny R&Reniny mba ho aty am-pita fa hianatra, efa am-polon-taona no tsy nahitan'ny R&R azy ntsony
nandefa sary ary ranamana ka @ itony net itony moa dia makamaka sary ny "bibilny":oops: izy homeny ny sipany sns,... nifamadika aza lay sary tokony nalefa...:o
I Mamany no nanokatra ny ttasy:
mamany> antônanlé zany zanako eh, toa lasa lava orona ery no bebe volombava! fa saingy toa tapaka ty sary fa ny maso tsy hita!:lol::-D:-D:-D:-D=))=))

novalian'i kala ny 03/05/2006 13:13
2. Herimiafina
(
23/04/2006 19:43)
vale: =))=))=))=))
Angaha misy mpisipa mifanakalo sary ohatr'izany retsy? :@

6. Lejim
(
24/04/2006 02:44)
oups, tsy sahiko eritreretina ny consequence-ny raha zah no nanao erreur otran'izany! Oups, toa efa ao an-tsaika ao sahady kle! :-D
7. Fiffi
(
24/04/2006 03:15)
vale: :-D:-D:-D:-D:-D:-D tsy ratsy indray iny an! :-D:-D:-D:-D:-D :-*:-*
11. vale
(
24/04/2006 06:16)
HM sy Kiali> nareo marina manko, ahavitan-javatra ange tony net tony eh! ha ha ha, ferahana virtoaly:wink::lol::lol:
15. Mifenty
(
24/04/2006 07:15)
fanga tsy le sipa lety no nandefa sary tany am dadany de gaga be le dadany oe.
Oudry fa maninn no maka sary matory no am zay ndray mbola varina mitsikitsiky nefa tsy mba misy nify kor.
Ary toa lasa nisy volom-bava ny zanako vavy.
Oudry , ny loza de tapaka ny sary ka tsy hita ny taré.
Kay le iz sarin' kalapeta. :-D:-D:-D