ampio a ry reto a!

1. xxx ( 21/04/2006 06:25)
za zany miaraka am oul mapijaly ana efa o firy volana zay fa ts mety tafasaraka mits zay na in na in mitranga a!za mats zandriny alavitra b d raisny otran zazakely.iz mapirafy anà d zao lasa za ndray no mapiraf anazy d lasa otran makamo b le fiaraana.iz nefa zao masa otran lasa tia b anà njay.Le oul miarak amko amzao ko nefa tia b anà d ts itako ze atao!bo ampio ry reto an!
Misotra mialoha o!:D:oops:
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 16:44
2. mamzelkely ( 21/04/2006 06:47)
mahaiza ftsn akia ry xxx misafidy pesez-o ny pour sy ny contre an izy roa fa njy ihany no mahita ny solution we hisaraka am oray sa hijanona hiaraka amn'izy roa de courage fa ny fitiavana sarotra fôna:-*
3. ari.malala ( 21/04/2006 06:58)
mamzelkely, mananatra ny efa pro an hehehehe :-D:-D:-D:-D

xx henoy ny fonao d ze tena tianao erahana e! aza mampirafy zany ra azo atao
4. mamzelkely ( 21/04/2006 07:13)
ari aaa ts hoe pro fa zay le fiainana zay mila mahay maka decision refa ts mety hihihihi:-D:-D
5. stix ( 21/04/2006 07:37)
salut! soloy hafa refa tsy mety eh! zay ihany ny solo-hevitra.
6. ravatorano ( 21/04/2006 08:04)
ari.malala
7. bellla ( 21/04/2006 08:50)
zaho ko ky manohana ny any ari.malala a, henoy ny feon'ny fieretretanao dia ho hitanao ny horaisina amin'izy ro. Manahirana ihany mantsy io fitiavana io. (l)
8. Ralay ( 21/04/2006 09:17)
Ny feon'ny fieritreretana koa anie mety tsy hijanona @ anakiray e ,fa hoy izay namako ray zay raha mahay manadroa rehefa tsy de mahay votsitra iray ary refa tena tsy mahay dia votsidroa =)):D
9. Fiffi ( 21/04/2006 09:27)
tsy hitako ry zareo no mbola hijanonana @ zany olona mampijaly zany an! @ zay ve efa miaraka @ olonkafa koa ?
10. diamondra27 ( 21/04/2006 09:51)
:roll::roll::roll: zah vierge tsy mahay manao na 'inn na inn:roll:
11. Fiffi ( 21/04/2006 10:45)
diamondra: zany an ? :wink: :-D:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 21/04/2006 10:46)
ndry zany mitovy @ i fijo :-D:-D:-D:-D
13. kala ( 21/04/2006 10:46)
fiffi > zany mitsy hoa! ilay iray tsy mampijaly no jongler-na tsara aloha de refa mampijaly ndray izy dia ilaozy ry anona.:wink:

mahereza:-*:-*
14. Beinjy ( 21/04/2006 10:54)
ario zay tena fantatrao fa mampijaly anao aza; manaiky ho ampijalin'ny sasany zany fa manana hambo ; marina fa na de tena tinao aza izy;aza mijanona 1 mn aminy akory fa vao maika ianao ataony faona ;
15. vale ( 21/04/2006 11:37)
xxx: raha izaho aloha ianao dieny mbola tsy mifamatotra, tsy lasa lavitra ny ferahana dia ajanona fa ol ty tena io namanao io fa tsy ty anao, sady efa misy ol miaraka @nao ange zany ka ilay faharoa atao tsara izay mahamety ny ferahana aminy fa ilay volohany ajanony fa mampijaly anao fotsiny!!hoy ny fiteny hoe "fanafodiny fitiavana dia fitiavana" ka efa nahita ol tinao ange izany ianao e, ajanony any zany fa tsy hoe misy raha manankana anao akory ny hialànao @!:-*
16. innorky ( 21/04/2006 13:43)
tarte retytrtaertraeteargfgdfgdsdfgdfert
17. Herimiafina ( 21/04/2006 14:17)
xxx:

za zany miaraka am oul mapijaly ana efa o firy volana zay fa ts mety tafasaraka mits zay na in na in mitranga a!za mats zandriny alavitra b d raisny otran zazakely.iz mapirafy anà d zao lasa za ndray no mapiraf anazy d lasa otran makamo b le fiaraana.iz nefa zao masa otran lasa tia b anà njay.Le oul miarak amko amzao ko nefa tia b anà d ts itako ze atao!bo ampio ry reto an!
Misotra mialoha o!:D:oops:

Satria ianao tamin,ny voalohany nampiseho azy hoe tia be anazy de tsy de tiany fa mal à l'aise izy.
On ne se bat pas en terre conquise hoy izy.
Fa nony nampirafy ianao de lasa toa nizara ny fitiavanao dia kely sisa no hitany de gaga izy de lasa mitady hanao conquete anao indray.
Minoa ahy marimarina kokoa fa raha vao miverina mitia azy be sy fidele aminy indray ianao de tsy tiany ohatr'ialay teo aloha teo.

Dia misaraha e!
Ary aza mampirafy izany, toute excuse est bonne pour hampirafesana anie e.
Ny ahy izao refa te hampirafy aho de lazaiko fa mamolava ny vadiko ,a maimbo from de justifié tsara le fampirafesako. Nefa aza manao toy izany fa lasa any amin'ny afobe ianao, de io afobe iainanao amin'izao io. Hummmm :@

18. Fiffi ( 21/04/2006 14:50)
Satria ianao tamin,ny voalohany nampiseho azy hoe tia be anazy de tsy de tiany fa mal à l'aise izy.
Herimiafina: zany ve ? fa angaha moa azo hafenina kosa io fitiavana io ?
19. Herimiafina ( 21/04/2006 19:31)
Aleo afenina klé, raha sendran'ny PO mantsy ianao, IPIPIZANA izy vao maneno, mila voatsiary toy Pô hono kah amanizana vao maneno, hehehehehe=))=))
20. sasa ( 22/04/2006 03:53)
HM ity lesy =))=))=))=)) rehefa mampijaly ry xxx d ialao any an! mitadiava hafa koa:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4134