ampio a ry reto a!

21. lilbon ( 22/04/2006 04:02)
Mifaninana ao de hitanao ny vokany refa avy eo :):):)
22. Fiffi ( 22/04/2006 05:24)
Mpandefa : innorky [ Valio ] 21-04-2006 18:43:13
Lohateny : Re : ampio a ry reto a!
tarte retytrtaertraeteargfgdfgdsdfgdfert
:roll::roll:
23. diamondra27 ( 22/04/2006 06:16)
sambatra xxx manana anankiroa fa omeo anah ny iray e!

mahaiza misafidy tsara eo @ fiainana fa sao fatrapifidy ny manganana eo ka sendra ny mangidy

24. Fiffi ( 22/04/2006 13:50)
diamondra: de mba tsy aiko akia zany hoe manana 2 tihavina zany an! menatra aloha ny tena raha manao an'izany , io ve dia hapandry ny heritreritra ? sa asa raha hoe fantatr'izy 2 lahy ny fandehan-javatra ka tsy miraiky ry zareo ?
25. Herimiafina ( 22/04/2006 16:05)
Tena Eviter-o autant que possible ry zareo le mampirafy an. Rehefa te hampirafy anie de azo fongarina daholo ny karazana olana rehetra entina manamarina an'izay e.

Ny olana mantsy dia voarara ny Fijangajangana, tsy azo atao mihintsy, manjary Sodoma sy Gomôro, fahotana e!

Ka olontokana ihany tiavina dia iareto ao, de raha lasa de aza maka hafa tsony, minoa ahy marimarina ianareo! hummmmmm :@
26. Lalah ( 22/04/2006 23:03)
Hmmm! xxx >njy koa izay efa te hiala, de mody milaza hoe mampijaly anjy izy(efa nataoko pretexte io injay anjo izay), oeto aty ho ana e! tonga de tiako fa manao rai sy rai tsara amin zay refa mitady hamono ahy. :lol::lol::lol::lol::lol::lol:
27. Fiffi ( 23/04/2006 04:38)
mahaiza mihonina @ iray hiany eh! marina mihintsy io lazain'i Herimiafina io , dia inona koa anefa no tombon-tsoa ho azonao raha mijangajanga toy izao ? sady maniratsira ny didin'Andriamanitra izany!
28. kiali ( 23/04/2006 20:56)
ka zah aza zao ampijalian'i kala nefa bola tia an'azy ihany ko
29. Fiffi ( 24/04/2006 05:49)
kiali: ndryyyyyyy
30. mamzelkely ( 24/04/2006 06:55)
Herimiafina:

Ny ahy izao refa te hampirafy aho de lazaiko fa mamolava ny vadiko ,a maimbo from de justifié tsara le fampirafesako. Nefa aza manao toy izany fa lasa any amin'ny afobe ianao, de io afobe iainanao amin'izao io. Hummmm :@



saika mba ho serieuse ihany zah tato am ty dinika ty fa ts nety klé =))=))=))
31. texe ( 24/04/2006 08:30)
aza mampirafi oa fa ny vokany ange avy eo no tsy laitra DE izay revenao iany erahana fa enao no mahalala azy tsara
32. Fiffi ( 24/04/2006 12:02)
fa ny nenina hono tsy aloha handatsa fa... ka aleo tsy hanao an'izany .
33. sasa ( 25/04/2006 04:14)
mamzelkely za vao niditra tato akia tonga d tsy sérieux noho i HM io klé :-D:-D:-D:-D:-D
34. Fiffi ( 25/04/2006 08:20)
Tena Eviter-o autant que possible ry zareo le mampirafy an. Rehefa te hampirafy anie de azo fongarina daholo ny karazana olana rehetra entina manamarina an'izay e.
marina izany. Tsy hitako mihintsy ry zareo izay vokantsoa hanaovana an'izany an!
35. totofy ( 25/04/2006 19:14)
Fa maninona raha sarahana daholo izy roa dia maka saina kely aloha :-w:-w:-w:-w.... ka ny olona hotiavina betsaka 6 miliara eto an-tany na lhly na vvy... vody sobika aza manantandrify " Hono ", tsy aleo ve misaina aloha raha mbola tsy voatery na hoe efa vita mariazy....^:^^:^^:^
36. sasa ( 26/04/2006 03:56)
:-D:-D:-D:-D
37. Fiffi ( 01/05/2006 16:44)
de mba nanao ahoana hiany ny nihafaranytao ry xxx ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0454