Za ko mba mitady!
1. rastafarai
(
20/04/2006 23:32)
Aiza kosa v d hitoka-monina fa ra misy afaka hinamanana v tsy aleo mba mifanala andro eto...sa diso v za!?
novalian'i RALEM ny 28/06/2006 14:20
3. rastafarai
(
20/04/2006 23:37)
Hay kay tsy za rery no mbola tsy matory! Njy zany tonga d namana e!?
5. dadabe
(
21/04/2006 03:59)
io izao nareo mitsam fa efa raikitsa :°)
ary aleo zah hivoaka sao dia manelingelina kle , sady cutie anie sipa kely manja kely ry akama e:wink:
ary aleo zah hivoaka sao dia manelingelina kle , sady cutie anie sipa kely manja kely ry akama e:wink:
6. Fiffi
(
21/04/2006 05:03)
rastafarai: taraiky be enao zany an! fa eto daholo ny namana eh! mifanala andro arakin'ny filazanao azy , dia tonga soa zany eh! :)
7. vale
(
21/04/2006 11:51)
tongasoa marina rastafarai, eto daholo ny namana e, dia andao ary hitafatafa e:-*
9. rastafarai
(
22/04/2006 00:36)
Ndao aza hanokatra ady hevitra mihitsy e! Omeko ny soso-kevitra satria mo za ihany no namorona: Aona ny fahitanareo eto zay gasy aty am-pita ny foma mety azontsika hanampina ny tanindrazana am zao: tokony hivondrona v nhanafaka azy am fahantrana...Tokony hilaozana tsotra zao v izy fa aleo manorim-ponenana aty an-dafy mihitsy...Tokony ny vazaha mihitsy v ny hitondra azy zay vo tafavoka izy...sa aleomihitsy v izy tsy resahana fa efa tsy any ny miaina...sns ??????? Omeo ny hevitrao e!
10. diamondra27
(
22/04/2006 05:16)
ka maninona moa zany raha misy ny atao. Ataovy masaka fotsiny ny plan rehetra e
11. Fiffi
(
22/04/2006 06:18)
rastafarai: ianao mametraka ny dinika dia mba omeo aloha ny hevitrao , dia tsindrio tsirairay fa maro tokoa ireo fanontaniana ireo.
12. vale
(
22/04/2006 11:31)
eeee na hiray hina hanao inona aza moa ny malagasy rehetra aty ivelan'i mcar mba hahavita inona eo manoloana ny 17millions(malagasy) sa efa nihoatra aza ?? fa toro-hevitra sy hetsika angamba no hatao, dia ny manampy ny havana akaiky aloha izay vao afaka mijery ny hafa??..fa tsy ratsy ilay eritreritra an!! ny hoe honina aty ivelany m/zay , io aloha dia arakaraka ny situation'ny tsirairay, raha olona "metisy" izy tsy azo omena tsiny na hijanona m/zay aty aza satria samy tanindrazany na mcar na ny aty! fa raha olona malagasy"pure" kosa toa mampieritreritra ihany kah!!:roll:sa tsy mamy ny mody ry zareo? ao koa ny manaraka ny vadiny(raha vazaha ny vadiny ohatra! ny vhv io an!!)
ary ataoko angamba fa oentin'ny fitadiavana> fianarana, asa, sns daholo isika rehetra mipetraka aty izao fa tsy dia hoe fitiavana te handositra ny tanindrazana kah!;-)
ary ataoko angamba fa oentin'ny fitadiavana> fianarana, asa, sns daholo isika rehetra mipetraka aty izao fa tsy dia hoe fitiavana te handositra ny tanindrazana kah!;-)
13. Fiffi
(
22/04/2006 13:22)
vale: ao koa akia izay efa taty ivelany efa hatramin'ela be an! fa na izany aza dia mba makany Dago hiany raha vao misy ny okaze eh!
16. cutie
(
22/04/2006 17:26)
Mpandefa : rastafarai [ Valio ] 22-04-2006 05:36:54
Lohateny : Re : Za ko mba mitady!
Ndao aza hanokatra ady hevitra mihitsy e! Omeko ny soso-kevitra satria mo za ihany no namorona: Aona ny fahitanareo eto zay gasy aty am-pita ny foma mety azontsika hanampina ny tanindrazana am zao: tokony hivondrona v nhanafaka azy am fahantrana...Tokony hilaozana tsotra zao v izy fa aleo manorim-ponenana aty an-dafy mihitsy...Tokony ny vazaha mihitsy v ny hitondra azy zay vo tafavoka izy...sa aleomihitsy v izy tsy resahana fa efa tsy any ny miaina...sns ??????? Omeo ny hevitrao e!
tokony mandeha any @ le forum toekarena io
17. Fiffi
(
23/04/2006 05:02)
cutie: fa nahoana akia ? zah miheritreritra hoe tokony ao @ heritreritra mandalo , tsy misy harena ao koh! :-D fa tsy antson'ny fo kosa aloha an! fa na izany aza dia mametraka fanontaniana maro i rastafarai fa tsy mba manome ny heviny aloha , tsara manko hoe raha mametraka fanontaniana na soson-kevitra fa omena aloha ny hevitrao sa ahoana hoy ndry ?
19. cutie
(
23/04/2006 19:53)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 23-04-2006 10:02:29
Lohateny : Re : Za ko mba mitady!
cutie: fa nahoana akia ? zah miheritreritra hoe tokony ao @ heritreritra mandalo , tsy misy harena ao koh! fa tsy antson'ny fo kosa aloha an! fa na izany aza dia mametraka fanontaniana maro i rastafarai fa tsy mba manome ny heviny aloha , tsara manko hoe raha mametraka fanontaniana na soson-kevitra fa omena aloha ny hevitrao sa ahoana hoy ndry
ka efa m,isy resaka ohtran'io ao ka:-*
20. dadabe
(
24/04/2006 03:50)
:roll::roll::roll:
fa aiza kay le atao hoe andafy e??eto sainte marie ve efa andafy??de any nosy be hell ville koa ve andafy ?
fa aiza kay le atao hoe andafy e??eto sainte marie ve efa andafy??de any nosy be hell ville koa ve andafy ?