Za ko mba mitady!
21. Fiffi
(
24/04/2006 04:24)
cutie: hay ve eh ? tsy naharaka indray zah akia an! :oops: :-*:-*:-*
dadabe: asa aloha fa ny fahalalako azy dia eto frantsa no hatao aty an-dafy an!
dadabe: asa aloha fa ny fahalalako azy dia eto frantsa no hatao aty an-dafy an!
22. vale
(
24/04/2006 06:31)
Ity dadabe ty ko han! mody tsy mahalala eo :lol:...efa an-dafiny ranomasina izany dia mety koa kah!
23. dadabe
(
24/04/2006 06:42)
hay de zahay eto sainte marie izany tokony hizesta satria zahay efa eto andafy
25. mandrindra
(
24/04/2006 11:16)
fa angaha voatery ho andafin'ny ranomasina ? ary raha andafin'ny riaka dia aiza.
dadabe, koa raha vao milomano any anaty ranomasina anie izany dia efa any andafy e.
dadabe, koa raha vao milomano any anaty ranomasina anie izany dia efa any andafy e.
29. vale
(
25/04/2006 19:51)
dadabe:adala mihintsy!:lol: angah ny an-dafy mampizesta ry tony eh?:-w
hay de zahay eto sainte marie izany tokony hizesta satria zahay efa eto andafy
32. colar
(
27/04/2006 10:27)
nanao antson fo ange le akamako nefa to hanihanianareo fotsiny e,anoraty manokana am zay lesy ry zareo ry zandry a,sipa bobaka be reo fa aza manaiky ho irery any am dezaka any elah :-D:-D:-D
37. colar
(
11/05/2006 08:34)
nefa to ny vava no tena miasa eto refa nandinika za,sa fantatra eto ve ny any anaty fo any,tssss,tsy de hinoko lotra:roll:8O8O8O8O