fa ahoana mihitsy rei artista reo e

1. vonjiniaina ( 15/04/2006 08:31)
zao ry zareo mpamaky forum .tena nisy ty fa azonareo hanontaniana ily olona.zao ilay izy.
hitako reto nampoina sy joy k niaraka voiture dia nampoina teo devant akaikiny joy k.mino aho fa miaraka ireo olona reo satria androany samedi 15avril 2006 @11ora30mn no hitako nandalo teo ambohipo croisement mankany ambolonkandrina reo.
ary vadin'ny joy k zany dia tena tsy mahlala n'inona n'inona fa hoe hendry eny an
zany ooooooooooooooooo
tena marina reto zany
mody hoe miaraka mihira nefa tsy tena izay ny fnadehany e
ary lazao ary reto fa mety efa nisaraka joy k sy ny vadiny an marina angamba zany o
dia mba valio e
hitanareo nisy vaovao t@gazaety hoe vehiveavy miaraka @artista malaza fa mino ary reto fa nampoina zany satria tovovavy pelika no jejojejo izy iny .nefa ny taona mbola kely
aza mahita ka ahita azy ny reniny hoe bevohoka any joy k i nampoina
ok fotsiny e
novalian'i SooA ny 22/07/2006 08:41
2. xxx ( 15/04/2006 08:32)
Lohateny : fa ahoana mihitsy rei artista reo e
zao ry zareo mpamaky forum .tena nisy ty fa azonareo hanontaniana ily olona.zao ilay izy.
hitako reto nampoina sy joy k niaraka voiture dia nampoina teo devant akaikiny joy k.mino aho fa miaraka ireo olona reo satria androany samedi 15avril 2006 @11ora30mn no hitako nandalo teo ambohipo croisement mankany ambolonkandrina reo.
ary vadin'ny joy k zany dia tena tsy mahlala n'inona n'inona fa hoe hendry eny an
zany ooooooooooooooooo
tena marina reto zany
mody hoe miaraka mihira nefa tsy tena izay ny fnadehany e
ary lazao ary reto fa mety efa nisaraka joy k sy ny vadiny an marina angamba zany o
dia mba valio e
hitanareo nisy vaovao t@gazaety hoe vehiveavy miaraka @artista malaza fa mino ary reto fa nampoina zany satria tovovavy pelika no jejojejo izy iny .nefa ny taona mbola kely
aza mahita ka ahita azy ny reniny hoe bevohoka any joy k i nampoina
ok fotsiny e
3. Fiffi ( 15/04/2006 09:08)
xxx : dia aiza hono ny olana ? fiainany izany ka akory hatao ? ny tsahotsaho etsy sy ero aloha mandreraka mihintsy ! ny anareo kosa anie dia raha vao mahita olona 2 tafaraka anaty fiara dia tonga dia alefa lavitra ny saina !
.mino aho fa miaraka ireo olona reo satria androany samedi 15avril 2006 @11ora30mn no hitako nandalo teo ambohipo croisement mankany ambolonkandrina reo.
mino aho hoy ianao ! ka aiza ny olana ? abelao izy hanao ny fiainany ! tsy hitako mihintsy hoe aiza ny olana an! raha izao ary no hataony , afaka hanao inona anefa ianao ry xxx ? dia aoka ve zany hitandrina avokoa ny olona izay tafaraka anaty fiara fa raha vao hitanao dia miaraka izany ? aiza re izany eh!
mody hoe miaraka mihira nefa tsy tena izay ny fnadehany e
aza variana mitsikery ny fiainan'ny hafa fa izay ahasoa ny fiainanao hatao eh!
mody hoe miaraka mihira nefa tsy tena izay ny fnadehany e
ary lazao ary reto fa mety efa nisaraka joy k sy ny vadiny an marina angamba zany o
angamba ! angamba ! fa inona ary zany eh ? avelao ry zareo hanao ny fiainany fa tsy hasiana izany angamba angamba zany eh!
4. lemenakely ( 15/04/2006 09:26)
amiko aloha tsy olana io e manao dia mahatanty !!!tsy misy blém!!
5. xxx ( 15/04/2006 10:24)
ity moa no NAMPOINA RAHA TSY DISO AHO?
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28417.htm
6. xxx ( 15/04/2006 12:12)
Tsyhitako izayolana @ izany ry vonjiniana a! ianao anga ilaympanao hosodoko hafahafiny ! ndanakoamiaraka @ Ricky fa irenynomitovy filing aminao!
Na raha izaho ianao akapoko@vatonylohakoraha sorena @ izany aho !ny tomponyaza tsy taitra koh! ianaono be resaka
7. jentilisa ( 15/04/2006 12:39)
be mihitsy ny resaka mandeha eto an-tanàna amin'ny artista vao misondrotra ny maro ireto.
8. Fiffi ( 15/04/2006 13:42)
ka na be na kely ny resaka aiza anefa ny tena olana eh ? hataovy izay ahasoa ny fiananao fa aza variana hitsikera ny an'ny hafa ?
aza mahita ka ahita azy ny reniny hoe bevohoka any joy k i nampoina
hoe ! hoe ! hoe ! mba andro Paska rey olona fa mba hasio fiheverana kely an! dia zay hiany hoa eh! aza variana mitsikera ny olona fa hataovy izay ahatsara ny fiainanao eh! :)
9. vahatra22 ( 15/04/2006 14:19)
in mo no itsikeranao ze fiainan'ny ol any fa tsy ze mahasoa anao no atao! lany andro mitsikera ny hafa fotsiny enao! in anefa no blem anao ra miaraka ary izy? sa mampihena ny vola miditra any ampaosinao?
mba misia saina oa!
10. pissoa ( 15/04/2006 14:20)
Ahan :@:@ klooooon kou ity size ity zany kle :-D:-D:-D

Te hanisy angamba be dia be zah mamaky ilay lazain'i xxx fa tsy manam-potoana am'zany zah fa aleo alou handeha :roll::roll::-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 15/04/2006 14:24)
Zah ry maman koa misy miteny foana hoe miaraka refa any anaty vam, de zah saofera moa maman mipetraka eo akaikiko eo amin'ny devant, ahan :@
12. pissoa ( 15/04/2006 14:29)
:-D:-D:-D:-D
13. zandikely ( 15/04/2006 14:56)

Tsy hitako mihitsy hoe aiza ny olana, fiainany zany, koa inona ny olana.
14. rurik ( 15/04/2006 15:17)
zandikely an ka ny sasany tsemboka alohan'ny mievoka ko:-D:-D:-D
15. xxx ( 15/04/2006 15:18)
Tsy hitako mihitsy izay hidirana amin'izany... surtout eto amin'ny forum. Raha hendry dia afaka mandeha miresaka amin'ny vadiny (miaraka amin'ny profo sns)
Inona moa no hivakiako loha na miaraka amin'iza i JoyK na miaraka amin'iza? ... rehefa tsy miaraka amiko fotsiny dia OK lolll
16. Herimiafina ( 15/04/2006 15:19)
Fa inona le evohana ry rurik sao de ito :@ , hehe=))=))

Ary sao de mba mampirafy tokotrany aza i Joy K e? Zah mantsy te hiditra aminy de somary tezitsa be zah fa tsy nahazo ny anjarako? ahan :@

NB: fanontaniana kely: vavy moa sa lahy izany KJoy K izany fa tsy tadidiko tsony? hehehe=))
17. rurik ( 15/04/2006 15:22)
vonjiniaina:

zao ry zareo mpamaky forum .tena nisy ty fa azonareo hanontaniana ily olona.zao ilay izy.
hitako reto nampoina sy joy k niaraka voiture dia nampoina teo devant akaikiny joy k.mino aho fa miaraka ireo olona reo satria androany samedi 15avril 2006 @11ora30mn no hitako nandalo teo ambohipo croisement mankany ambolonkandrina reo.
ary vadin'ny joy k zany dia tena tsy mahlala n'inona n'inona fa hoe hendry eny an
zany ooooooooooooooooo
tena marina reto zany
mody hoe miaraka mihira nefa tsy tena izay ny fnadehany e
ary lazao ary reto fa mety efa nisaraka joy k sy ny vadiny an marina angamba zany o
dia mba valio e
hitanareo nisy vaovao t@gazaety hoe vehiveavy miaraka @artista malaza fa mino ary reto fa nampoina zany satria tovovavy pelika no jejojejo izy iny .nefa ny taona mbola kely
aza mahita ka ahita azy ny reniny hoe bevohoka any joy k i nampoina
ok fotsiny e



ka inona moa ny olana @izany, raha tsy miaraka @vadinao izay dia avelao any fihainany zany izay hahasoa ny fihainanao atao .


18. Herimiafina ( 15/04/2006 15:24)
rurik an! mba mihena kosa ny fitiavany ilay mpihira raha fantany fa bandy maditra kay knou, de rariny izy raha mangataka confirmation eto hoe mampirafy ve neadala sa tsia!

Otsan'ny ataon'ny mpanao politika ihany io e! Hitany Ravalo fa nanao an'izao sy izao de mba manontany izy saode confirmé ny ahiahiny de lasa tsy tia andra-8 tsony izy. Mba marina e! ahan :@
19. majakely ( 15/04/2006 20:20)
et alors???
20. majakely ( 15/04/2006 20:21)
et alors???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3504