fa ahoana mihitsy rei artista reo e
21. Herimiafina
(
15/04/2006 20:23)
et alors là c'est decevant surtout pour moi qui l'aime, ahan :@
De izay izany, mba marary kosa ny fony e! ampio izy ry zareo an! ahan :@
De izay izany, mba marary kosa ny fony e! ampio izy ry zareo an! ahan :@
22. Lalah
(
16/04/2006 00:00)
Zao ry zareo an, any an an an , tsemboka be mintsy ilay panoratsa fa tsy hay zay antony, mandehana koa mba miaraka amin i Kjoy e
23. Fiffi
(
16/04/2006 05:18)
aza variana mitsikera ny fiainan'ny hafa hoa fa izay mahatsara ny fianano hiany hatao satria tsy hitondra anao lavitra izany !
24. xxx
(
16/04/2006 06:50)
aza adino fotsiny ny fiarovana @ aretna fa efa tsy hay tsy hay intsony izy ity e:°)
30. Lalah
(
17/04/2006 00:40)
Fiffi> tsy mitsikera anie aho fa mba manao remarque fotsiny e! hafa indray iny an!:lol::lol::lol::lol::lol:
31. Fiffi
(
17/04/2006 04:41)
Lalah: an3 tsy ndry anie no nolazaiko an'io an! fa ilay nanoratra , ilay nandefa ny dinika akia an! ndry ary nilaza hoe tsemboka mihintsy ilay nanoratra koh ! :-D:-D:-D:-D:-D fa ilay xxx nandefa ny dinika no teneniko @ io akia an! :):-*
37. Herimiafina
(
17/04/2006 20:03)
I Joy K no te-halaza any kou aiza no tsy hidirana ny fiainany. Atao inona fotsiny ny Paparazzi?
Ny Prince de Monaco aza izao nidiran'ny mpanao gazety ny fianany ka maninona! Ahan :@
Ny Prince de Monaco aza izao nidiran'ny mpanao gazety ny fianany ka maninona! Ahan :@
38. Fiffi
(
18/04/2006 05:02)
zah koa aloha tsy mahafantatra an'io olona io fa na izany aza dia aza alefa lavitra hoa ny saina fa aiza kosa ve dia isakin'ny mahita olondroa tafaraka anaty fiara dia hoe wawawa miaraka ireo sns ....... ?
39. mamzelkely
(
18/04/2006 05:51)
aleo hiaraka zay te hiaraka eee mhhhhhhhh za zao te hiaraka am kix ko de bedy veuu zah :°):-D:-D
