tsy nahay angamba iny!
1. Lejim
(
09/04/2006 18:57)
Nalefa nianatra tany amin'ny sekoly Katolika izany ity zanak'olona tsy mpivavaka iray ity fa toa malaza tsara hono ny sekoly Katolika.
Nianatra mafy be mihitsy nedala rehefa tany sady manao enti-mody, hendry, tsy mitabataba, ets...
Dia rehefa tonga ny faran'ny taona dia voalohany lery, sady 18 de moyennes. Faly be ny ray aman-dreniny sady gaga satria somary zaza maditra ihany lery taloha. Dia nanontany izany ry zareo hoe: Inona no nahatonga an'la lasa hendry be otran'izao?
Dia namaly izany ilay ankizy hoe: Hitanareo, misy an'izay bandy izay voafantsika ao ampianaranay ao, eo ambonin'ny solaitrabe ny sariny, dia fantatro fa tsy nahay iny dia voafantsika!

novalian'i kala ny 18/04/2006 11:25
3. fasaly
(
09/04/2006 20:23)
:roll::roll::roll::roll::roll::?:?:?:?:?tru de azoko lotsa klou e!!!!:?:?:?
6. sasa
(
10/04/2006 03:51)
Fasaly noheveriny hoe tsy nahay no nahatonga an'i Jesoa nofantsihana satria misy sariny eo ambonin'ny tableau :-D:-D:-D
7. Fiffi
(
10/04/2006 04:26)
de natahotra lery dia lasa matotra be tampoka ka nianatra faran'izay mafy de nahazo moyenne manja be :-D
8. fasaly
(
10/04/2006 04:53)
:-D:-D:-D:-D sasa: meciiii fa zay vo azoko:-D:-Dhay mou resaka katolik beuh:-D:-D:-D:-D:-*
13. kala
(
10/04/2006 06:54)
tsy aleo zany asiana an'ireny foana any ampianarana de eto @ serasera kou:wink:
pousy aloha zà tamin'iny an!
ka tena lay nôtin'ilery tao anaty bulletin ange no tena nahatonga azy natao an'iny nandritry ny vakansy de paka ê!:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
fa zà tsy mahalala zay tena marina kambo ê!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-$

14. diamondra27
(
10/04/2006 07:57)
lejim: inon ary no teny farany nataon'i Jesosy t@ilay namatsika azy?
F'angah ry zareo mbola ao @ le hazo fijaliana foana Jesosy fa tsy efa nitsangana e

19. kala
(
10/04/2006 11:40)
diam > io kou ange no :-w:-w:-w anà ê!
ny efa hitako manko de le HF tsy misy n'in n'in iny ihany sa invisible leiry :oops::oops::oops:
HM > Hazo fijaliana io HF io sao :@ eny ambodin'io fa avy de :evil::twisted:
pousy aho zay an:-$