Gambie Envoyée special

1. ainaheri ( 07/04/2006 16:23)
Asa nareo na nahita an'iny fa tsy haiko ny filaza reo eropeanina reo,tsy ampy fitiavana ve sa aona???
novalian'i Fiffi ny 10/04/2006 03:52
2. fiaritiana ( 07/04/2006 16:38)
momban ny inn io ry ainaheri??
3. sipagasy ( 07/04/2006 16:46)
hihih tsy any ihany ny misy ny tahaka izao kannn toerana maro
4. vegas ( 07/04/2006 17:39)
tsy oe tsy ampy fitiavana, fa tsy ampy revy.
misy manambady amanjanaka anie reny sipa reny e.
5. kally ( 07/04/2006 17:40)
Tsy ny eropeanina irery no manao an'io. Ary raha mba jerena koa ny ditran'ny lehilahy gasy sasany manao ahoana? :-P
6. fijo ( 07/04/2006 18:31)
kally,ny sipa vazaha aloha izao no resahana.avy eo vao ny sipa gasy,ary ny lehilahy vazaha koa,zay vao ny lehilahy gasy.raha misy fotoana.ho ho ho
tena tsy ampy revy ry zareo e.
7. cutie ( 07/04/2006 18:32)
fa nisy in tao e,:oops:zahay tsy maharaka.
8. Ragadona ( 07/04/2006 18:35)
Eropeanina no anontaniany ko inona no idiran izay ditran ny lhl gasy amin izany ry kally ?
9. Herimiafina ( 07/04/2006 18:50)
Zava-misy any amin'ny tany mandroso io: mi-stagne ny isan'ny olona, vitsy ny maty ary vitsy ny teraka.

Satria tsy misy sahy miteraka na tsy te hiteraka.

Frein preventif: ny hasarotan'ny fiainana dia manakana ny olona tsy hanana sentiment, rythme, matahotra mariage.

Frein actif: la guerre, la famine, la peste, l'épidemie. Rehefa mitombol loatra ny olombelona dia mitranga ny fandripahana.

Hoy Reverend Thomas Robert malthus (Economiste-Demographe) :-w:-w
10. sakaizakely ( 07/04/2006 19:25)
adaladala :^)
za klou de tena nahita mintsy le mpiara-miasa tamiko talou, manenjika afrikana daholo e ! Mandé manao vacances any Senegal na any Tunisie dé mahita kofy mitondra mody. Sady amzay vhv tena manjabe daholo, fa rehefa vita soratra vao mahita olana. Fa ny tena mahasadaikatra dia ireo vhv efa zokiny maka jaloky kofy mbola tanora kely. Navrant !

ainaheri:

Asa nareo na nahita an'iny fa tsy haiko ny filaza reo eropeanina reo,tsy ampy fitiavana ve sa aona???



11. sipagasy ( 07/04/2006 20:52)
ka ahoana aza fa revy daholo izany e! izaho manokana aloha tsy manisy olana izany e! na firy taona ilay bandy na firy taona ilay sipa, tsy aleo manao tahaka ahy??? hihihi CDI sy ny INTERIM ny atao maro hihihih aiza koa ny hisy olona ho faty an-kazo tokana izany??? fiainana mandalo ity ve dia hihihihihi aleo hangina e!!! samy manao izay tiany io e!!!
12. sipagasy ( 07/04/2006 20:53)
tss oups diso za CDD mantsy fa tsy CDI e! tsy ilaina mihintsy ilay CDI ilay manana safidy maro @ fotoana tianao sy irinao no tena milay e! hihih
13. fiaritiana ( 07/04/2006 21:27)
mba azavao kalongany e!
14. kally ( 08/04/2006 05:43)
hahaha,hay vao kitihina kely reto lehilahy gasy namana ireto dia romotra sy miaka-pofona avy any daholo!!efa dia lazaiko fa tsy mifankaiza amin'ireny mihitsy ny ataon'ny sasany aminareo.Ka ilay fanontaniana hoe ahoana ireny dia hoy ny valiny hoe tsy mifankaiza @ lehilahy gasy, izay no idiran'ilay lehilahy gasy @ vehivavy eropeanina ry Ragadona a!
15. Fiffi ( 08/04/2006 07:42)
tena tsy naharaka !
16. Ragadona ( 08/04/2006 09:05)
Tsy hoe romotra ka, fa ny mba mahagaga ahy fotsiny dia hoe maninona no mihanaka amin ireo tovovavy malagasy mipetraka ivelan i madagasikara ny viriosin ny fanaratsiana lhl gasy tahaka azy. Tsy voatery hanaratsy gasy anefa vao tsara fonenana amim bazaha ary ontologiquement gasy ihany koa na avadibadika ny taratasy. Tranga mba manaitra ahy fotsiny io fa tandremo sao misy tezitra fa hadinoy toy ny tsy misy fotsiny zay nolazaiko raha sanatria mandratra
17. kally ( 08/04/2006 13:48)
mooramoora Ragadona fa aiza ary ianareo izany!io ary ilay efa nolazaiko.Ary tena tsy zakanareo mihitsy ilay izy an!:lol:
18. kally ( 08/04/2006 13:54)
Saika adinoko fa sao heverin-dRagadona fa tsy gasy ary ny anadahinay sy ny dadanay no hoe faly hanaratsy gasy aho, miteny ny zava-misy aho fa aza dia mora rangitina loatra ho'a fa vao mainka anie ataon'ny olona e!:-P ary tsy ny lehilahy rehetra no lazaiko fa ny sasany aminareo ireo ho'a, tena henndrana mahitriny.
19. Fiffi ( 08/04/2006 14:05)
20. Ragadona ( 08/04/2006 14:08)
Eny e, saingy zava-misy koa ange io teneniko io e, ny fisian ilay virus no tiko hasongadina mba hilazana hoe mentalité tsy azo odian tsy hita fa mampieritreritra. Ampahany amin ny antony ahafahako manao io fanamarihana io ny an i kally fa tsy hoe akory noho io (au moins alo eto Eropa)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2986