Gambie Envoyée special
22. Herimiafina
(
08/04/2006 21:15)
Ahan :@:@
Mitarika korontana aratsosialy ity size iray ity, mifankatiava! ahan :@:@
Mitarika korontana aratsosialy ity size iray ity, mifankatiava! ahan :@:@
23. Fiffi
(
09/04/2006 05:02)
mifankatiava hiany , raha mbola velon'aina , tsy misy toy izany o! no mampifaly saina....
28. Herimiafina
(
09/04/2006 16:23)
Ahan :@:@
Zah alou bandy gasy maditra fa sipa gasy no nampaditra ahy e! tsy mahatanty ny onjany zah. ahan :@:@
Zah alou bandy gasy maditra fa sipa gasy no nampaditra ahy e! tsy mahatanty ny onjany zah. ahan :@:@
29. Vaika
(
09/04/2006 16:43)
messageOlona samy mahantra no fijeriko azy :
ny iray mahantra ara-pitiavana, ny iray mahantra ara- bola, ka tsy aleo ve ry zareo mba hifameno ny banga aminy ao e ?
31. Vaika
(
09/04/2006 16:52)
Cutie : tourisme sexuel : vazahy vavy efa soarasoara no mitady ravin'ahitra any amin'ny pays somary sahirana (Gambie, Tahiti,...) nefa mbola be tovolahy ranjanana no sady mahay mampi-revy ankia no resaka tato a !
34. Vaika
(
09/04/2006 18:41)
HM : tena mahonena mihintsy !
Mody asian-dry ry leirony mody mamoha varavaranan'ny daba dia mba galant hono dia maty lolo i madama ary tairiny tampoka hoe : j'ai envie de boire un café, tu m'offres un café ? Izay hono izany appel de balle dia raikitra ny afera ets...
Ny tena gravy dia tonga dia asian-dry leirony proposition de mariage ary tena tsy mahatsiaro izay ambon'ny tany intsony ilay sôpa.

35. Herimiafina
(
09/04/2006 18:44)
resaka fitiavambazaha io, colonies de refa fotsy de be vola sy manana taratasy daholo klé. Sauve qui peut hoy ry leirony fa mafy ny fiainana eto. ahan :@