fivavahana
1. texe
(
06/04/2006 09:27)
isika namana ao anaty serasera ve alo
mba tia fivavahana? ary inona moa no ato hoe?mivavaka
ilaina ve ny fivavahana eo amin'fianana
enao ve ry namana fiffy efa nanota ,ary efa pandray fanasan'ny tompo ve ?
de mahafinaritra ve ny mivavaka valio fa miandry za ok de firy taona moa fiffy?
novalian'i marozevo ny 16/05/2006 21:17
2. ravatorano
(
06/04/2006 09:48)
raha ny fahitao an izy ity dia tokony hafatra no nalefanao ho an i fiffi satria izy no voatonona matetika ao fa efa nataona eto moa izy ka d ho hita eo ny fandraisan anjaran i fifi sy izay havaliny anao
tsara ny mivavaka,ny mandini tena ary ny mibebaka ny ratsy vita rehetra:idea::wink:
tsara ny mivavaka,ny mandini tena ary ny mibebaka ny ratsy vita rehetra:idea::wink:
3. Fiffi
(
06/04/2006 10:14)
aiza re no hanombohako ny hamaliana azy eh?
-marina aloha ny lazain'i ravatorano io hoe Fiffi foana no voatonona ato ka tokony angamba nandefa hafatra manokana ianao ry texe satria tsy ho lazaiko anao eto avokoa ny momba ahy an! :wink:
Manarak'izany dia efa eto tokoa moa ity ka dia hamaly izay azoko valiana aho.
-Tsara tokoa ny mivavaka , ary tena ilaina @ fiainana koa izany , saingy miankina @ tsirairay io , ny finoanao hiany no hitondra anao hivavaka na tsia.

4. bichette
(
06/04/2006 10:16)
hafa kely ilay fanontaniana
izaho aloha tia fivavahana izany hoe manandratra vavaka, miresaka amin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny vavaka
ilaina ny fivavahana eo amin'ny fiainana ary izany koa moa no tenenina antsika ao anaty baiboly noho izany ilaina
izaho aloha mino fa efa nanota ny namana Fiffi, iza moa no tsy nanota ? :)
zay lé valiny :D:D:D:D

5. Fiffi
(
06/04/2006 10:23)
bichette: iza anefa no tsy nanota ? ary tsy misy mahamenatra ahy aloha ny ilaza an'izany an! zah aloha dia azoko lazaina hoe mpanota (tandremo fa ahy irery io an! tsy hanomezako fanadihadiana) mpanota aho ka izany no handehanako hivavaka sy hitia mivavaka mba mangataka famelana an'ny Tompo mba hamela ny fahotako ary hanarina hatrany mba tsy hamerina izany. Ary koa mivavaka ho antsika rehetra koa, ka ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika lalandava.
6. vale
(
06/04/2006 12:10)
texe: isika ato @ serasera ve mba mivavaka? zah alo anisany e:D tsisy dikany ny fiainana raha tsy arahimbavaka , ary atra lay nahary antsika dia lehibe noho izany mendriko-deraina sy hajaina koa!!!:wink:
7. jentilisa
(
06/04/2006 14:06)
Hitan'i texe! efa nihoatra ny 50 sahady izay ny lohahevitra nandalo teto hatramin'ny voalohan'ny taona...mety efa nahatratra zato aza angamba. Midika izany fa liana ny amin'ny fivavahana mihitsy ny ato amin'ny serasera.org
10. Fiffi
(
06/04/2006 17:16)
cutie: ny tsy hoe fandehanana foana any am-piangonana ange akia tsy midika velively hoe tsy misy finoana na tsy mivavaka ohatra an! fa an'ny tsirairay hiany no mahita sy mahafantatra ny lanjan'ny finoany sy ny fivavahany. :):-*:-*:-*
13. marozevo
(
06/04/2006 20:53)
Natao mba hifampirisihina hivavaka koa ity sehatra iray ity. Manahirana ihany anefa ilay mamaly eto satria tokam-pizorana loatra ilay fanokafana ny loha hevitra.
14. LazaRandri
(
07/04/2006 01:15)
Fiffi> Aleoko i cutie tsy andeha any am-piangonana fa izy ange mitady hiditra amin'ireny mormon avy atsy Utah ireny e. hahaha
15. Fiffi
(
07/04/2006 05:22)
hoy marozevo:
Natao mba hifampirisihina hivavaka koa ity sehatra iray ity. Manahirana ihany anefa ilay mamaly eto satria tokam-pizorana loatra ilay fanokafana ny loha hevitra.marina fa nisy fahadisohana nataon'ilay namana fa efa novaliana etsy ambony anie eh!
Natao mba hifampirisihina hivavaka koa ity sehatra iray ity.ka raha nisy fahadisohana natao ary ve dia hanakana ny fampirisihina hivavaka ? mety ho namana vao2 i texe ary mety tsy nahafantatra loatra hoe inona no tokony hanontaniany eto fa na izany aza ve dia lasa nanakana anao hampirisika ny olona hivavaka ? :(:(:(
16. Fiffi
(
07/04/2006 12:38)
ao ary mba hadinohina kely ny momba an'i Fiffi fa andao hamaly io namana texe io hoe "isika namana ao anaty serasera ve alo
mba tia fivavahana? ary inona moa no ato hoe?mivavaka
ilaina ve ny fivavahana eo amin'fianana.
texe: misy ny toerana izay ahazahoana mandefa hafatra manokana ho an'ny namana fa raha mandefa dinika dia tsy tokony angamba nametrahana fanontaniana an'olona iray sady koa resaka momba ny fivavahana sy finoana ka ho an'ny rehetra .
Zany moa ry marozevo o? mahafinaritra anie ny mihadihady ny valintenin'ny rehetra eh! manampy antsika izany , na afaka manoro izay mahay , ohatra ahy zao dia be dia be mihintsy ny zavatra azoko teto ka nampitombo sy nampiheritreritra lavitra ahy momba ny finoako ka isaorana anareo rehetra izany. Dia ny Tompo anie Homba sy Hitahy antsika lalandava. Dia manaova "herinandro masina daholo" :)

17. cutie
(
07/04/2006 18:01)
Mpandefa : LazaRandri [ Valio ] 07-04-2006 06:15:49
Lohateny : Re : fivavahana
Fiffi> Aleoko i cutie tsy andeha any am-piangonana fa izy ange mitady hiditra amin'ireny mormon avy atsy Utah ireny e. hahaha
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D tsy haiko avy zany
19. marozevo
(
07/04/2006 21:36)
Ny filazana hoe manahirana akory tsy midika hoe impossible anie ry Fiffi eh... Azoko tsara io zavatra lazainao, ary mitovy hevitra aminao aho, famin'i texe no atahorako raha mamaly aho sao sanatria, sanatria ho'aho, ka heveriny ho mamaly tsy anontaniana eo, ka aleoko aloha io no nolazaina mba hahitsy ny hevitra, dia avy eo afaka mamaly amin'izay.
Ilaina ve ny fivavahana ? Amiko dia tsy asiana ady hevitra mihitsy ny hoe ilaina ve ? Mazava io, fa ny fomba fampiasana azy no ifanakalozana hevitra.
I Fiffi ve efa nanota ? (Fanontanian'i texe ao ambony ao io fa tsy ahy). Dia tsy haiko raha efa nanota i Fiffi na tsia. Tsy dia ilaiko loatra ny hahafantatra izany. Tsy dia ilaintsika loatra ny hahafantatra na efa nanota ny olona iray na tsia. Ny tena zava-dehibe dia ny hoe "Izaho ve efa nanota". Mitaky fandinihan-tena manko io, ary tsy mamela antsika hitsikera ny hafa.

20. Fiffi
(
08/04/2006 04:42)
marozevo: marina tokoa ny anao , ary tsy laviko mihintsy , raha ny momba ahy sy ny fahotako aloha dia ahy irery izany , sady samy manana ny vie privée antsika isika tsirairay , fa somary nahagaga ahy tokoa hoe fa naninona no zah no voatonina irery tao ? dia lasa ny heritreritro hoe etsy nisy dinika iray nalefan'i texe koa ka nandefasako adiresy site"jereo eto" ka io no nalefany voalohany , moa namaky ny valin-teniko izy dia namoaka an'ity sa tsy izany ry texe ?
Na izany aza tena marina koa io lazainao io hoe Mitaky fandinihan-tena manko io, ary tsy mamela antsika hitsikera ny hafa. ka tena manahirana tokoa ny hamaly ny dinika satria na dia eo aza ny hoe isika namana fa nisy koa ny fanontaniana natokana ka tsy fantatra na azon'ny rehetra valiana na tsia na dia tao aza ny hoe isika namana ao anaty serasera ve alo
mba tia fivavahana? ary inona moa no ato hoe?mivavaka
ilaina ve ny fivavahana eo amin'fianana
satria nisy voatonina irery.