fivavahana

21. cutie ( 08/04/2006 19:05)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 08-04-2006 01:33:53
Lohateny : Re : fivavahana
cutie:

miteniteny foana mitsy izy io ndraindray e :-D:-D:-D
22. Fiffi ( 09/04/2006 03:58)
cutie: :-D:-D:-D
23. dadabe ( 09/04/2006 04:02)
ary zah saika hamaly satria hoe resaka fivavahana sy finona , hay gaga aho fa lasa resaka Fiffi sy texe kle :roll::roll:
24. Fiffi ( 09/04/2006 04:04)
dadabe: efa nazavaina ery ambony daholo ireo an! jereo anie eh!
25. dadabe ( 09/04/2006 04:19)
ahan !!:oops:
26. Fiffi ( 09/04/2006 05:44)
27. dadabe ( 09/04/2006 10:43)
:°)humm tara @ i toi le zanak'olona
28. Fiffi ( 09/04/2006 12:49)
wadrayyy ! aiza kosa ry dadabe an?
29. dadabe ( 09/04/2006 13:01)
:oops::oops::oops::wink:
30. Fiffi ( 09/04/2006 13:15)
:-D:-D:-D:-D
31. dadabe ( 09/04/2006 13:49)
:-D:-D:-D:-D(l)(l)(l):-*:-*:wink:
32. marozevo ( 10/04/2006 21:56)
Dadabe > Io indray ialahy fa hamadi-dresaka ! Dia tsy azo anontaniana mihitsy izany ireo vehivavy ireo fa izay manontany, indrindra izay manontany manokana, dia hoe "tara aminao ilay zanak'olona". Aiza kosa eh !...
Ialahy ry dadabe anh !
33. diamondra27 ( 10/04/2006 23:05)
:roll:
34. Fiffi ( 11/04/2006 05:31)
inona akia ity mahagaga andry ry diamondra ?
35. marozevo ( 18/04/2006 12:43)
Inona tokoa no mahagaga an'i diamondra eh ? Sa tsy marina ve io lazaiko eo ambony io ?
36. Fiffi ( 19/04/2006 05:07)
izany hiany aloha no mba zavatra somary mampalahelo ahy satria tsy maintsy misy foana ny mamadika izay zavatra hitany , tonga alefa lavitra loatra ny heritreritra nefa dia @ fo madio ny fifanakalozan-kevitra . Tsy manao vazivazy @ dinika fivavahana aloha zah an! manaja ny resaka fivavahana sy ny fianoana satria ahazahoako fitaratra ny hevin'ny hafa , ahafahako mandinika lavidavitra kokoa .
37. marozevo ( 19/04/2006 09:44)
Izao no hevitra ry Fiffi ah... Tohizina foana ny fifanakalozan-kevitra, fa tsy maintsy misy foana ny zanamaningana.
38. Fiffi ( 19/04/2006 12:22)
marina ny anao.
39. xxx ( 13/05/2006 14:35)
Fivavahana : resaka amin'Andriamanitra
resaky ny moana sy ny marenina...
fa milay be
40. marozevo ( 16/05/2006 21:17)
Iza no lazain'i xxx fa moana sy marenina eto le ?:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085