Mbola resaka sary ihany .
1. yonikafopl
(
03/04/2006 11:48)
Mahagaga fa misy ve ny halako bika tsy tiako tarehy ato amin'ny serasera eeee,sa dia efa manao izay tiany atao sy danin'ny kibony sy izay tiany ny mpiandraikitra ato?? sa koa efa tsy tia ny marina??
Izao manko no zava-nisy , nahafantatra i Akamatiana fa misy sarin'olonkafa apetraky ny sasany ato, raha mba mametraka sary fotsiny mou izy maninn, fa entiny hanaratsiana sy hanambaniana ny sasany ilay izy, dia manao izao fomba rehetra hiantsiana ady izao, marina fa virtoaly ilay izy, nefa hahitana taratra ny tena toetra ilay virtoaly. Dia mba niezaka ny hampiseho ny marina ary i Akamatiana, ka nametraka ny tena anaran'ilay tompontsary(biography) sy ny sariny hafa koa, ny nahagaga hoy aho, dia nofafan'ny mpiandraikitra ato ilay sary vao tsy nipetraka 5 mn teo akory. Dia nieritreritra i Akamatiana fa ngamba we ps ny nefa sary hafa no antony namafana azy, dia lasa namorona ps hafa ary izy mba hanabaribariany ny marina( toy ireo namana manana ps maromaro), Vidaguerra ilay Ps satria io ny anaran'ilay manequin'i zamerika, ary nataony tao ilay sary, dia mbola iny efa fa voafafa tao ihany, nefa ilay sary sandoka napetrak'ilay ...... de teo teo foana nandritra ny volana maromaro tsy nisy nikitika. De mba lasa saina ihany ny tena hoe i Akamatiana ve no tena halanareo sa ny fitantanana no tsy mamely eeee.
Aiza kou misy ny lohahevitra , rehefa tsy mifanaraka amin'ny mahafinaritra ny mpiandraikitra dia tonga dia alana, asa na hipetraka eto fity minitra ity hevitra nalefako ity kalou, ho hita eo. Fa ny anay kalou, raha fantatray ny marina, tsy maintsy abaribarinay fona eee, misy manko ireo tsy mahatanty ny fahamarinana ato. Ka asa re , diso ve zahay raha mba maneho ny marina????

novalian'i fasaly ny 26/04/2006 09:19
2. hery
(
03/04/2006 12:12)
Oh la la...
Zah aza nisaotra hoe kay ve iny no tena tompon'ny sary... dia nofafaiko daholo na ilay sary taloha aza.
Mazava ho azy fa tsy fantatro daholo ny sary tena izy sy tsy tena izy ato.
Raha nahafantatra ianareo dia tokony nanoratra moramora taty hoe Jereo fa tsy sarin'io namana io sary io fa sarina miss... dia mampiseho hoe jereo ity sary ity. Dia nofafaiko. Fa tsy hoe hitanareo hoe tsy voafafa ilay sary dia iny koa ianareo fa mametraka sary tsy izy. Izany ve dia mba toetra?
Averiko indray. Raha misy sary hitanareo fa tsy sarin'ny namana (izany hoe tsy manara-dalàna) dia teneno amiko na teneno amin'ireo admin izay efa fantatrareo fa mpamafa sary... fa hofafaina tokoa.
Ataoko fa izay no fiaraha-miasa tsotra kokoa noho ny mametraka ny pseudo sy sarin'ilay olona tena izy.
Averiko farany amin'ny ohatra fa sao tsy mazava.
Raha misy mametraka sarin'i Madonna ato... kanefa tsy fantatro hoe madonna (na koa sendra tsy arako satria tsy serasera irery no asako) dia mba ilazao mangingina amin'ny hafatra aho (hery na adiresy email izay efa fantatrareo koa) dia teneno hoe tsy sarin'io namana io ilay sary napetrany fa sarin'i Madonna. Fa tsy hisoratra ho anarana hoe Madonna ianao dia hametraka ny sarin'i Madonna mba hampita ny hafatra aty amin'ny mpikarakara. Ny olana amin'ilay faharoa dia
- Voatery hitady email hisoratana anarana
- Voatery hisoratra anarana vaovao
- Voatery hampiditra sarin'i Madonna
- Voatery hamafa an'ilay sarin'i Madonna aho vao hamafa ny sarin'ilay tsy tena izy
- Voatery koa ianao hiala amin'ilay ps Madonna.
Tsy aleo ve nilazana fotsiny i Hery hoe tsy sarin'io namana io ilay sary ao fa sarin'i Madonna.
TSy haiko aloha hoe inona no moramora kokoa sy tsara kokoa.

3. yonikafopl
(
03/04/2006 12:22)
Izany ve dia mba toetra? hoy hery????
Fa ahoana no tena toetra?????????? ny mandainga sy mamitaka sa ny manabaribary ny marina??
Raha i HEry irery no nanoratana, dia nanala ny sary, dia ny namana sasany voky lainga sy voky fitaka zany mba ahoana?? misy mihintsy manko ny mitsara fa be fialonana an'i Sonyah i AKamatiana, nefa iza no manaratsy???
Ka ny an'i Hery izany, aleo kobokobonina sy tsy atao mibaribary ny marina?????????
Aleo ny marina hivoaka ho hitan'ny be sy ny maro.

4. hery
(
03/04/2006 12:27)
Tsy voatery nokobonina koa kah. Fa ohatra hoe napetraka sy nolelalelaina teto amin'ny forum hoe Tsy sarin'i Sonyah io ry zareo fa sarin'i iza guerra moa? :-)
Amin'izay izahay mahita. Fa ilay mandika lalàna hanehoana lalàna no tsy voako.
Mitovy amin'ny hoe misy mangalatra tsy tratra... de hoe zah kou andeha hangalatra fa samy efa tsy tratra ihany.
Rehefa misy milaiso tsy tratra dia toriana... na aseho gazety. Ataoko fa izay no fanaovana ny marina kokoa. Noho ny hoe ianao koa hangalatra hampisehoana fa misy mangalatra eo @ Fiaraha-monina.

5. yonikafopl
(
03/04/2006 12:40)
Nonnnn, tsy nangalatra ange na nandika lalana ee, satria nabaribary, fa tsy sarin'i Akamatiana io fa naseho hampisehoana ny marina. Dia raha namorona ilay VidaGuerra, de ny sariny no tao. Dia aiza sy aiza mou ny lalana nodikaina tamin'izany kay??, njaso kalou fa hijery ilay fepetra ao we za hijereko izany lalana nodikaina izany???
Eny ary eeeee, aleo ato amin'ny forum zany no alefa amin'ny manaraka eeeeee

6. hery
(
03/04/2006 13:02)
Manja kou le manazava :-)
Zah alou tsy nahita hoe Akamatiana no nametraka sary tsy izy e... raha hitako hoe Akamatiana no nametraka sarin'i Vidaguerra dia ho noteneniko izy. Ary tsy fantatro koa hoe Akamatiana no nametraka ps hafa hoe Vidaguerra raha tsy Yonika no niteny teto...
Ny ahy dia lozika be ny nataoko.
Nijery ny sarin'ny rehetra aho... dia nahita an'ilay sary. Dia ps hoe Vidaguerra no teo sady nisy commentaire hoe ity no tompon'ny sary. Vao hitako ilay Vidaguerra dia nojereko tany @ internet... dia nofafaiko ilay sarin'i Vidaguerra (satria efa tafita ny hafatra ka tsy ilaina intsony). Dia niverenako daholo amin'izay ny sarin'i Sonyah rehetra dia nofafaiko izay tsy izy... sady nasiako fampitandremana. Ao anatin'izany aho tsy mahalala hoe iza no iza fa noheveriko fa olona tsy afaka mampita hafatra aty amiko nefa te hampita hafatra hoe fafao ny sarin'i Sonyah fa tsy izy.
Dia gaga be aho nony avy eo nahita ny nosoratan'i yonika (feno alahelo :-)) tao amin'ny forum hoe nofafaiko ilay sarin'i Vidaguerra. De hozy aho hoe fa angaha tsy fampitana hafatra fotsiny iny? Ary hay ve ry zareo no nametraka an'iny ho fampitana message e... dia nojereko aloha sao dia no-bloquer-ko tsy handefa hafatra taty amiko Akamatiana sy Yonika... fa tena tsy tao. :-) dia io zah namaly io :-) dia io Yonika namaly io dia avy eo novaliako indray dia namaly dia ity novaliako ity...
Ny lalàna voadika ve?
http://login.serasera.org/?rub=pages/page&page_id=p4322c9ac5dbc9 dia teboka faha-12
... ny fisandohana ny anaran'olo-malaza (artista, mpanao politika, mpitondra fiangonana) amin'ny alalan'ny solonanarana sy ny mombamomba

8. akamatiana
(
03/04/2006 14:12)
Bon ! tonga zah :-D Mercii an'i zozzoky klou nampiditsa an'ty an!:-*
Zao: Ataoko angamba fa efa bedabeuuh ny sary nipoitra teto hita we tsy sarin'ny namana , mba nikitika veuuh zah ??? amiko tsy koi ilay izy , fa ny tena tsy mazava amiko tamin'ilay naka an'i VIDA GUERRA dia efa tsy vitan'ny misoloky sary , mbola miantsy ady amin'ny namana , ary ny tena nataony d zah !! asa , nametraka iny sary iny izy mba entina anambanimbanian sy analikalikaina oul , ka zany ny antony nampisehoako an'le sary mba ahafantarany be sy ny maro ny marina .voafafa ilay izy , ary noheveriko fa zah nanisy sary tsy anah tam ps-ko no natonga azy voafafa ka zay no nahatonga anah anokatsa an'ilay VIDAGUERRA , dia ho fahadisoko veuuh!!ninia tsy nadefa hafatra an'io oul io zah satria izy kou tsy tam hafatra no niantsy ady tamiko fa tao am sary(nefa tsy voafafa ) , d zay kou no nataoko , sary no namaliko azy .Baaaaaaaah... ! efa fantatro fa ahy zany ny fahadisona ,sns sns .....

... ny fisandohana ny anaran'olo-malaza (artistamahita ps bedabe zah ao ! nefa toa mbola ao ?? sa ilay VIDA GUERRA tsy mety mitrine:-D:-D.
9. hery
(
03/04/2006 14:18)
akamatiana> :-)
Io indray ilay hoe jereo ry anona fa mbola ao kanefa i Vidaguerra sns...
Raha mahita ps be dia be misandoka dia teneno aho (Izay no tokony hatao voalohany raha vao misy tsy manara-dalàna... na lelalelao eto amin'ny forum)
Tandremo anefa. Mety misy miteny hoe Bodo ao, fa tsy mametraka sarin'i Bodo izy na tsy miteny hoe Izaho no Bodo Mpihira... donc tsy mmisandoka fa anaarana itovizana.
Koa raha misy Miteny hoe Izaho Madonna... dia mametraka sarin'i Madonna dia aleo esorina fa mandany ny volan'ny hébergement sary fotsiny :-)

11. sylvain
(
03/04/2006 15:08)
Manahoana daholo é! manahoana Hery,ny ahy zany ity no mba zavatra voamariko kely androany(3-04-06),raha nanokatra ny serasera aho d nahita sary tetsy @ sisiny,d misy hoe ny momba azy,d niklikeko d hoe tsy mpikambana ato io namana io,fa angaha moa afaka mametraka sary ato na tsy mpikambana aza?Zay zany no mba tiko ho fantatra,misaotra é!
12. hery
(
03/04/2006 16:14)
sylvain> http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m442826016229d
15. lapino
(
04/04/2006 14:18)
Tena zao nefa ry dadabe vô tena kombaka sady guerra mihitsy ilay kôzy! Fa tena tara ndray le fakana pilasy kle!
yonika sy akamatiana: Mba asio filazana mialoha moa rangah am'manaraka a! :wink::wink:

18. fasaly
(
05/04/2006 12:19)
sao de mba nareo bandy tia kombaka reo ihany aza lay mampiditra sary guerra sy ny tariny reny e!:roll::roll::P toa faly ery mantry anreo rehefa misy kombaka kely:wink::wink:
try vitanzany fa iny guerra iny soit disant "sonyah"
loza mahintry raha handefa sary x any am mesazy any lol!:x:x:x:roll::roll: mistery mintry:evil:

19. akamatiana
(
05/04/2006 16:16)
Lapino > tsy maninn zah fa nga zahay mikombaka ra tsy mampiseho sy mitady ny tena marina :roll:
fasaly > f'hita waa akia o!! :-*
fasaly > f'hita waa akia o!! :-*
20. lapino
(
05/04/2006 16:34)
fasaly, :-w:-w:-w
tena aleo kloo tsy mikombaka am'fasaly fa ... ireny sinoanoa ireny manko ndraindray kongo fo, ka sô de maty eo! :lol::lol:
akamatiana, tsy koi ihany zany na dia taraiky an'le kôzy aza zay, fa tsy nisy kombaka akory zany teo :wink::-D:-D:-*