MIARAKA VE IZY IRETO E?

1. xxx ( 27/03/2006 15:31)
MIARAKA VE IRETO ARTISTA 2 IRETO ? mba question tsotra fotsiny na curiosité e ny tena moa aty ivelany aty dia mahita azy ireto inséparables:-D:-D ...
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28970.htm
novalian'i mirrinna ny 06/04/2006 10:54
2. pissoa ( 27/03/2006 15:42)
Iza anontaniana kou :roll::roll:
3. xxx ( 27/03/2006 16:19)
iza no anontaniana tsy azoko :?::-D
4. pissoa ( 27/03/2006 16:20)
xxx:
MIARAKA VE IRETO ARTISTA 2 IRETO ?
Ilay artista kou! :)
5. ravakamalala ( 27/03/2006 16:27)
tsy miaraka ireo ka! za no iaraka am nary :wink:
6. pissoa ( 27/03/2006 16:40)
Hihihi, draisssss (l) sa ... hiaraka ho aiza alou izany e :-D:-D:-D:-D
7. sipagasy ( 27/03/2006 17:00)
ary za tsy mahita n'inn n'inn tssssssss:cry:
8. ainaheri ( 27/03/2006 18:01)
O ry xxx aa lay izy aza tsa misokatra ko ka iza no ampiarahana eo ee??:roll: hay mo miaraka reo fa nisy tsy nifanarahana vao haingana teo nohon'ny hono2 sy resabola!!!
9. Fiffi ( 27/03/2006 19:24)
O! ry xxx tsy sahy miseho masoandro ahh! fa iza aloha no miaraka tsy miaraka eh!! de inona no jerena ao ? xxx ve :?: :roll::roll::roll::roll:
10. pissoa ( 27/03/2006 19:39)
Zah nahita fa tsy hiteny :roll::-D:-D:-D:-D
11. Fiffi ( 27/03/2006 20:25)
zany ve ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. xxx ( 27/03/2006 20:45)
nisokatra tokoa izy io fa nahagaga lasa tsy nandeha tampoka N...ao@ tarika Z... sy ???? iza ary :?:
13. Fiffi ( 27/03/2006 20:50)
:roll::roll: ko io izy fa tsy misokatra ko ahoana indray hoe nisokatra ? :roll::roll::roll:
14. pissoa ( 28/03/2006 03:58)
Fiffi, izany mihitsy :-D:-D:-D:-D
Efa azo jerena am'zay aza izy ao kah
15. xxx ( 28/03/2006 05:07)
o ry se a! tsy azoko mihitsy le hoe miaraka sa tsy miaraka, sa za mihitsy no tara @ le resaka, mba hazavao e!:lol::):):):)
16. xxx ( 28/03/2006 05:39)
Za no miaraka @ ilay sipa ka fa miaraka mihira
fotsiny izy eto.
17. Fiffi ( 28/03/2006 06:10)
fa aiza kay ny olana ? inona moa no idrantsika hoe miaraka ve ry zareo na tsia ? tsy azoko an! :roll:
18. mamzelkely ( 28/03/2006 06:17)
ravakamalala:

tsy miaraka ireo ka! za no iaraka am nary :wink:



hay njy ko miaraka am nary??? za ko manko izy sy kix atabatro ao :-D:-D
19. Fiffi ( 28/03/2006 06:28)
:roll:
20. rurik ( 28/03/2006 07:04)
ohatran'ny lasa fahazarana ko le xxx ko tsy hitako izay tokony hanaovana xxx aminio:roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3244