MIARAKA VE IZY IRETO E?
![](https://avatar.serasera.org/f032c00df765f7064c979d55eb96531e.jpg)
42. mazoto
(
31/03/2006 12:10)
rehafa mpihira enge dia micharme foanae, sa tsy iazny hoy anareo ry retoan !
![](https://avatar.serasera.org/0f4b7a683793f07fa05e148e30d106d5.jpg)
45. vahatra22
(
03/04/2006 14:28)
za lo tena mino fa miaraka ireo e! izy lo mifanentana e! fa saingy i Nary efa manambady no tsy mampety ny hiarahany! ireny fihetsiny ireny v d tsy ho arakareo?