Mba mahafantatra ve ?

1. sakaizakely ( 25/03/2006 19:38)
Iza re no mba mahatadidy an'ity hira ity e ? Tsy tadidiko ny lohateniny
Misaotra mialoha izay afaka manome indice na ny tonony en entier.:-*


fahatsiarovana ny andro iray
..... ny eritreritrao
fa ny ranomaso izay tsy tana
mety mankarary anao
tohizo hatrany ary ny lalanao
izaho kosa hanohy diako
tsarovy fa indray andro any
mety hifanena isika

Raiso koa ny fitiavako
hamelombelona ny fanahy
Hihira aho handrotsirotsy
hampisinda ny tsiahy

Hihira aho hanadino
Ireo taloha
Ventsoiko mangina
Ventsoiko tsy hifoha.
novalian'i Fiffi ny 26/03/2006 06:18
2. Fiffi ( 25/03/2006 19:59)
sakaizakely: tena na mafy aza ny hitiavako hanampy anao saingy indrisy fa tena tsy mahafantatra an'io mihintsy aho an! :(
3. sakaizakely ( 25/03/2006 20:54)
Tsy maninn fa izaho aza misaotra anao miezaka mamaly.:-*
4. Fiffi ( 26/03/2006 06:18)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4244