Iza re no mba mahatadidy an'ity hira ity e ? Tsy tadidiko ny lohateniny
Misaotra mialoha izay afaka manome indice na ny tonony en entier.:-*
fahatsiarovana ny andro iray
..... ny eritreritrao
fa ny ranomaso izay tsy tana
mety mankarary anao
tohizo hatrany ary ny lalanao
izaho kosa hanohy diako
tsarovy fa indray andro any
mety hifanena isika
Raiso koa ny fitiavako
hamelombelona ny fanahy
Hihira aho handrotsirotsy
hampisinda ny tsiahy