Fantampataro
1. lanto
(
25/03/2006 11:30)
Nanao fifaninana hiditra mpiasa amin'ny rano sy ala ity ranamana ka tafita hatreo amin'ny adina am-bava.
Nony tonga ny anjarany dia nampidirina tao amin'efitrano feno sarim-biby eny amin'ny rindrina. Tsy feno ny sary fa ny vodiimbiby ihany no hita eo.
Anjarany izany no mamantatra ny biby tsirairay.
-akoho ity !
-tsy akoho io fa akanga
-ity gana
-tsy gana io fa dokotra
-ity kosa haiko, omby io
-tsy omby io fa soavaly. Miala tsiny aminao fa tsy voaray ianao.
Dia lasa ranamana namonjy ny varavarana hivoaka, kanjo mbola nantsoina indray hiverina :
-ramose ! iza moa ny anaranao teo fa hadino nanontany ?
Dia nanala pataloha lery sady natorony ireo mpanadina ny fitombenany :
-Ao ! jereo ao aorinako ao !

novalian'i kala ny 04/04/2006 07:14
5. Fiffi
(
25/03/2006 17:44)
aleo hiany raha izany tsy curieuse te ahalala ny anaran'olona raha izany an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. Fiffi
(
26/03/2006 20:55)
aleo hiany miptepetraka tsy manontany ny anaran'ny olona fa sao hidiran-doza eo kle :-D:-D:-D:-D:-D
18. ari.malala
(
27/03/2006 08:20)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-DT hanao aminy eo ko!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D