Frantsay ndrayary e!
1. ari.malala
(
23/03/2006 12:29)
Nisy Frantsay 3 zany, maty d nony tonga teo am-baravaran'ny lanitra d nihaona t@ Md Piera, d ozy Md Piera we aty @ paradisa an, misy karazana toeram-ponenana, arakarakay ny QI. D nampanaovina test izy telo lahy, ny voalohany nanana QI 180, ny faharoa 120 ary ny fahatelo tsy nanana afa tsy QI 10 monja. D noentin'i Md Piera tany @ toeram-ponenanan sahaza azy avy ny tsirairay. Vao tonga le voalohany, d nitangoronan'ny namany tany sady voapetraka fanontaniana zany we in ny fandrosoana vaovao any ambonin'ny tanya ny resaka physique nucleaire, na koa hoe in ny vaksiny hita farany. Tonga tany @ toerany ko le faharoa, d nanontanian'ny namany koa hoe efa hitana v ny Jean an'i Ormesson?,na ko hoe ôtran'ny ahoana ny mampiasa euro?D tonga tany @ toerany ko ny fahatelo fa tonga d nitangorona daolo ny namany tany d ny fanontaniana nipetraka tsy nisy afa tsy hoe iza zao ny entraineur vaovaon'ny PSG?
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 02:39
2. kala
(
23/03/2006 13:29)
njy :-D:-D:-D:-D:-D:-D de =D=D=D=D=D=D
tohizako refa avy eo f'aleo aloha ny hafa haka tsirony
tohizako refa avy eo f'aleo aloha ny hafa haka tsirony
9. ari.malala
(
24/03/2006 08:44)
kialy, ts manin ka, iz ano entraineur vaovao an'ny OM? :-D:-D
Herimiafina, manin ndray ny PSG e :-D:-D:-D
Herimiafina, manin ndray ny PSG e :-D:-D:-D
15. kala
(
25/03/2006 09:39)
ka hita fa PSG sy OM koa le blagy atsipiko eo refa avy eo
HM > enao angaha maka ny PSG koa:wink:
HM > enao angaha maka ny PSG koa:wink:
20. Fiffi
(
27/03/2006 18:44)
ny ekipa mpanao :evil: , :^) , :-D , :roll: , :wink:, :( , :* , :-* , ^^ , ;-) , :-o , :{ , sns... ka ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D