ANKAMANTATRA! surtout ho an' i fasaly

1. xxx ( 22/03/2006 14:53)
inona ary izany?
Ny an'ny lehilahy atsofony ary ny an'ny vehivavy velariny refa samy lena ?:?::?:
novalian'i colar ny 18/10/2006 20:44
2. diamondra27 ( 22/03/2006 15:18)
xxx: fa ahoana kosa no atao resaka préférence 'zany e!
za zao lasa :cry::cry:
de mahazo mamaly ihany ve zahay sa tsia aloha e!
3. xxx ( 22/03/2006 15:22)
ao ary e afaka mamàly toi raha mahita:?:
4. xxx ( 22/03/2006 15:28)
mifanoroka!
5. xxx ( 22/03/2006 15:47)
diso aloha ilay mifanoroka :?:
6. nolalaina ( 22/03/2006 16:13)
Dé miandry an'i fasaly hamaly eto zany zay kou!!
:-w :-w :-w :-w :-w
7. nolalaina ( 22/03/2006 16:14)
hihihi nefa sady mieritreritra ny ho valiny ihany @io!! :-P
8. sonwin ( 22/03/2006 16:58)
aleo aloha ho afa-po i fasaly vao mamaly e :P
9. fasaly ( 22/03/2006 18:46)
:-D:-D:-D:-$ andraso eo alouha fa raefa milaza dooly ny rehetsa vao miteny zà fa iza kalou xxx e!:roll:
10. fasaly ( 22/03/2006 19:07)
tena tsy haiko io ankamatatra io ry xxx fa soloy hafa a! quoique mivoaka ao ambadiky ny xxx toi de lazaiko toy ny tsy teo ny valiny:°):°):°):°)
11. Fiffi ( 22/03/2006 19:13)
zay mihintsy :°)
12. lanto ( 22/03/2006 19:35)
haiko io fa zah tsy fasaly d tsy hamaly :)
13. fasaly ( 22/03/2006 19:39)
mba ampio sopapa kely any hoe ry lanto fa very beuh ny lohako nefa nge hono toa mahazo loka e!:°):°):°)
14. Veloo ( 22/03/2006 21:08)
:-w:-w:-w:-w inn zany?:-w:-w
15. dadabe ( 23/03/2006 00:34)
diamondra ndao ndry mivoaka tato fa resaka vetaveta io :evil:
16. sosoa ( 23/03/2006 02:23)
:)iza aloha ilay xxx de xxx ihany no mamaly an'io fanontaniana io kou.
17. pissoa ( 23/03/2006 05:06)
dadabe:
diamondra ndao ndry mivoaka tato fa resaka vetaveta io :evil:
Hihihi, siora kou fa ho bedin'i dadabe zah fa aleoko tonga dia mivoaka tato dia ny tsy eto izy :-*:-*:-D:-D
18. bozimanga ( 23/03/2006 05:23)
refa ho avy ny orana de ny lehilahy manatsofoka imperméable de ny vevavy mamelatra elo na dia mbola tsy lena aza,namaly aho na dia tsy fasaly aza.
mahazo loka ve za?
19. fasaly ( 23/03/2006 05:26)
hummmmmmm! merci bozimanga fa zay mintsy ny valiny,
dadabe angah lay xxx tonga de hoe vetaveta:roll::roll::roll: tapitra ny dinika hita ny valiny:°):°) merciii bozimanga:-*:-*:-*
20. fasaly ( 23/03/2006 05:28)
xxx: efa nilaza dooly ny rehetra fa lazaiko amzany ny valiny rehefa mando lenan'ny orana de ny lehilahy manatsofoka boty pim sy imper. de ny vehivavy mamelatra elo mba tsy ho lena trony.... marina veuh zany kalou ary mivoaha tao amzay e!:°):^):^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2057