ANKAMANTATRA! surtout ho an' i fasaly

21. kala ( 23/03/2006 05:43)
fasaly > :-w:-w
fa maninon no miandry lena vao mamelatra elo

tsy io ny valiny akia! fa....:roll::roll::roll:

22. fasaly ( 23/03/2006 05:47)
io ka! raha mirotsaka beuh tampoka ny orana de efa lena zay de zay vao mamaoka ny rehetra hihihi:°)
fa tsy mamelatra elo raha mbola maina beuh:-D:-D
23. ravatorano ( 23/03/2006 05:47)
fa tsi i bozimanga iany v no xxx é hhahahahah
milay ilay valiny =D=D=D
24. diamondra27 ( 23/03/2006 05:48)
aleo hitsoaka 'zany 'za sady toa tsy misy orana 'zany 'zao fa printemps de mipoaka be ny masoandro8)8)
25. kala ( 23/03/2006 05:52)
zà mahafantatra ê!
fa mivoaha aloha xxx de lazao hoe io sa tsy io
fa refa tsy io de hoavy eo zà hamaly :wink:
26. mamzelkely ( 23/03/2006 06:10)
kiii misy preference beuu ato klé nefa efa vôvalin fasaly le izy k'ty :-D:-D
27. lemenakely ( 23/03/2006 06:16)
BRAVO ! bozimanga izy no nahita ny valiny ao fa bi sous be ny loka e izaho no xxx:*
28. hangaroo ( 23/03/2006 06:33)
Lay eritreritrao io nyy valiny e
29. diamondra27 ( 23/03/2006 06:44)
'zay ny andry ry fasaly a! lemenakely hono no xxx de lazao @ zay ny valiny, mitovy @io ve?
30. lemenakely ( 23/03/2006 08:10)
eny hoa io nolazain' i bozimanga io ny an'ny lehilahy raglan dia ny an'ny vehivavy elo refa avy ny orana ! i dadabe no azo tao fa lazainy fa resak'olondehibe:-D
31. fasaly ( 23/03/2006 11:14)
hita wa fa i lemmenakely no xxx:°):°):°)
mbola tsy ampywa io valinyioe! mamoaka boty pim ny lehilahy rehefa tena avy ny orana:^):^):^)
32. fasaly ( 23/03/2006 15:07)
diam: ié tena mitovy tsy misy ampiana hanesorana ny valiny ka! fa ny ahy miampy boty pim fotriny:°):°):°):°):wink:
33. dadabe ( 24/03/2006 04:32)
:oops::(:oops::oops::roll::oops:
34. fasaly ( 24/03/2006 05:12)
fa maninona dadabeuh no lasa mivoara mena otsan'io!
ntsonanie! avy klou aza omena biz de miverina am laoninny:*:*:P8)
35. kala ( 24/03/2006 05:40)
zany ve :?:
36. fasaly ( 24/03/2006 15:38)
:^):^):^):^):^)
37. dadabe ( 24/03/2006 16:05)
fasaly::*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
38. fasaly ( 24/03/2006 17:12)
tena niverina aty amiko marina i bedada zany an!
leon'ny akanga tsara soratra tany de niverina tam akoho tamàntrano8) tongasoa ary de kou klou biz kounkou toi:*:*:*:*:*
39. xxx ( 24/03/2006 19:55)
ny ahy dray ty asaiko valian'ny rehetra fa le ra xxx anakiray tsy mety miteny : inona ary zany samia maminany , karaoty no natsatoka de voatavo no vokatra:-P
40. fasaly ( 24/03/2006 19:59)
:roll::roll::roll::roll: lay hoe sivy volana ankibo veuh zany:-w:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4669