hetaheta hafa kely

1. kala ( 21/03/2006 14:08)
Namangy ity belge iray t@ andro alina ity tary iray
Teo amin'ny latabatra kely eo andoha fandrianany de nahitana vera roa
Gaga le mpamangy
- fa atao inona leisy ireto vera roa ireto?:o:o:o:o
- shhh elà ty koa leisy tena vendrana mihitsy ka! 8O
- ka ny tena mahagaga anà ange letia de ny iray tsy misy n'in n'in ary ny iray feno rano ê!
- hay, refa mangetaheta zà de le misy rano no sotroiko. Refa tsy mangetaheta zà de le tsisy rano no sotroiko
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:33
2. Herimiafina ( 21/03/2006 14:17)
De niainga hono izany ireo belge roalahy ireo ho any amin'ny dezeran'i Sahara, de saika matin'ny hetaheta tany.

Dia niteny ny iray, "zah leity mahita fika mba tsy hahatonga antsika mangetaheta tsony an",
"asiana vatokely ao ambany lela" hehehehe=))=))

Dia hoy ny iray: "aiza leisy no ahitana vatokely aty amin'ny dezera aty klé, fasika daholo no misy eto".

Dia nandeha teny ihany, de nahita renirano iray ry leirony, dia nioraka be ilay belge iray hoe: "avotra isika mitsam klé, avotra marina!"
"ao amin'io rano io izao feno vatokely azo atao ao ambany lela tsara" hehehehe=))=))
3. kala ( 21/03/2006 14:39)
HM > fetsy an! =))=))=))=))=))

avia omeko kely aloha fa tena mahay klé :*:*:*:*:*:*
4. Herimiafina ( 21/03/2006 14:40)
Kala: tsatsako ndroky, tsy ankihetsika an.
tonga de :*:*:*:* avy hatrany.

Anjekaky oo :{:{
5. kala ( 21/03/2006 14:42)
kiiiiiii :wink:
:*:*:*:*:*:*:*:* tehirizo tsara sao de matsatso eo
6. diamondra27 ( 21/03/2006 15:05)
hum=))=))=))=))=))=))=))
7. watafon ( 21/03/2006 15:41)
inn doly reto ? =))=))=))
8. diamondra27 ( 21/03/2006 16:25)
wata: kiafinafina sy akanenjika ireo e! de hatsikana sy lalao=))=))=))
9. Veloo ( 21/03/2006 17:12)
kala :-D:-D:-D
kay ny anareo efa nifanarahana knou :-D:-D:-D
10. watafon ( 21/03/2006 19:01)
diam =))=))=))
11. Veloo ( 21/03/2006 21:04)
jereo zato izy:°)
12. sasa ( 22/03/2006 04:01)
=))=))=))=))=))=)) Herimiafina sy Kala =D=D=D
13. ari.malala ( 22/03/2006 06:40)
:-D:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 22/03/2006 06:56)
tratra indray i Herimiafina sy kala an! :-D
15. kala ( 22/03/2006 08:23)
io ndray le tsy manana fo hatsikana sy lalao fa :-w

wata koa mahazo eo fa f'ataovy tsara:wink:

diam > =D=D=D=D=D sady zà o^oo^oo^oo^oo^oo^o ihany amin'io
16. sasa ( 22/03/2006 11:13)
Fiffi ka ry zareo mifanenjika d samy reraka d naka aina d avy eo tonga ny olona d tratra ry zareo koa:-D:-D:-D
17. mamzelkely ( 22/03/2006 11:26)
mampanaelo mitry ny belge anaovanareo azy ka :(:-D:-D:-D
18. kala ( 22/03/2006 11:36)
sasa > :-w:-w:-w :-$
19. pissoa ( 22/03/2006 19:02)
Kala sy HM =))=))=))=))=))

Le hatsikana io fa ngo de ataon'i kala :-w:-w eo kou zah an :wink::-D:-D:-D
20. Veloo ( 22/03/2006 20:43)
mamzel a ie wa retsy ... iza no manambady belge ato kay?:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2506