aza dia manonofy loatra re ry malagasy o

1. xxx ( 15/03/2006 17:58)
aza dia manonofy loatra re ry gasy mpiray tanindrazana mafy ady o..fahanana ronono an-tavy dia mino. Ao @ TIKO ankoatra ny encadrement dia tena ratsy karàma ny mpiàsa ao...koa maika ve fa ianareo aty ivelany!!ny TIKO no tena mpanambàka anareo tambanivohitra vidiany mora ny ronono nefa amidiny avo 10 eny aminareo in1 avy eo refa vita ao anaty boîte.
novalian'i fijo ny 30/03/2006 21:13
2. fijo ( 15/03/2006 19:16)
de aza mihinana ronono intsony e
3. Fiffi ( 15/03/2006 19:32)
aza dia manonofy loatra re ry gasy mpiray tanindrazana mafy ady o..
indrisy fa samy ao daholo anie isika rehetra eh! fa iza no tsy mafy ady @ zao zavatra rehetra mitranga izao ?
4. fijo ( 15/03/2006 20:03)
izay mantsy,fa samia mihezaka e,aza lany andro mitaraina eo
5. Veloo ( 15/03/2006 20:11)
lany andro mimenomenona ko retsy a:wink:
6. fijo ( 16/03/2006 04:31)
izay mantsy,ary io dia lovantsika tamin'ny mpanjanaka mihintsy,tsy mihoatra fa variana mitaraina eo,ny sasany efa lasa lavitra
7. xxx ( 16/03/2006 08:43)
TSY VOATERY HO MITARAINA ANIE NY MAMORONA LOHAHEVITRA EH ! FA ANGAHA KOSA IZY NITENY HOE TENA MAFY NY MAHAZO AHY ???????????????????
8. yehel ( 16/03/2006 11:57)
Zao fotsiny e.Isika eto dago samy mandrotsaka sôsy kely ho an' tiko daholo manomboka masoandro miposaka ka hatramin'ny sakafo hariva (oh:ronono,yaourt,dibera,menaka,jus njaza e,...)Maranitra leiry aloha @ marketing e;asa @ pôlitika raha haharitra.Ary maninona ny menaka @ barika no tsisy tsony ankoatran'ny an'i leiry e???
9. fijo ( 16/03/2006 20:27)
XXXX le loha hevitra anie tsikera sy menomenona foana e.io efa fantatra fa izay no misy ao.fa inona no vaha olana?????
10. xxx ( 16/03/2006 20:55)
nanonofy aho hoe niverina hono Ratsiraka :-D:-D
11. xxx ( 16/03/2006 23:28)
mafy tokoa izany manjo an'ialahy izany ry lery, i Ratsiraka dia efa resy ka tsy hiverina intsony fa aza manahy, fa kosa i Zafy ange mbola eo e!
12. ravatorano ( 17/03/2006 07:15)
Zafy angah hihihihi
mbola eo reo dinozoro marna an nefa toa b resaka sy b kiana fotsiny , teo tsy hita zé vita kouh zao vao we ianona ao ianaona ho avy hihihihihi
raha tsy te handrotsaka sosy aminy d aza miinana an ilay zavatra vokariny fa mividiana vokatra hafa d basy é , d amizay mbo mizarazara ny sosy omenao ny olona famarna ilay hoe inn no vaha olana amizao mianjady ny vahoaka izao ? :?:
13. jentilisa ( 17/03/2006 13:43)
raha mbola tafaverina mitondra aloha Ratsiraka dia tsy ho tafala eo intsony mandrakizay e! na any amin'ny Ratsiraka C (fahazato) aza.
14. kally ( 17/03/2006 15:41)
Raha tsy diso aho mbola tsy nisy teto Madagasikara olna norahonana tsy maintsy hividy an'itsy na iroa fa samy malalaka amin'izay hampiasàny ny volany.Dikany : malalaka ny tsirairay hiividy ronono na tsia.
Tsy mba zaranareo aza ve misy asa gasy mamelona ny Malagasy?Firy moa ny gasy ampiasain'i Tiko?
Toa indraindray ohatry ny alahelon-kanina fotsiny ny an'ny sasany.Sa aleonareo hamelona sy hampitombo ny haren'ny sinoa sy karana ihany?
15. xxx ( 17/03/2006 16:28)
ka hoe nofy anie zany e reo zatra nihinana niaraka taminy no manampaniriana zany e fa fisaka tampoka ny kibo de miraondraona ny saina mahita zay tsy mety rehtra nefa teo tsy mahatanty tsikeraina sy anaovana grevy fa tonga de mamoaka T.T.S :°)
16. fijo ( 17/03/2006 20:51)
kally an,nysasany raha karana no manambaka azy dia ekeny,fa raha gasy no miasa sy tafita dia hankahalainy.
17. xxx ( 17/03/2006 22:52)
Malahelo ny sasany rehafa misy gasy maha-défier an'i Rajabaly sy Hiridjee mianankavy, ary koa ry Henri Fraise ary ny colon maro isan-karazany.
Aiza re zany ry gasy e!
18. fijo ( 18/03/2006 04:06)
io no hilana fiovana be aloha vao handroso isika.
19. rasah ( 18/03/2006 17:39)
tena marina loatra izany e!! ny tsy mifidy azy @ election manaraka no vahaolana:D:D
20. Fiffi ( 19/03/2006 15:59)
ny mandreraka @ nareo izay tsy miseho masoandro dia sady mivazavaza no mitsara , mivoaha tao aloha dia miresaka kalma fotsiny fa mandreraka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.129