aza dia manonofy loatra re ry malagasy o

21. avolenta ( 19/03/2006 17:30)
Tam Ravalo niresaka amiko farany de ozy ledala tamiko: ialahy ry avolenta no ho avy ny ty firenena ty, tsy hilatsaka intsony aho amty fa ialahy no arosoko fa izaho to tsy ahavita azy ty;fa izao, hametraka fanarahana aho: i TIKO de harovan'là mandrakizay satri io no fivelomako sy ny malagasy, ary fatako fa ze olona mitondra manaraka eo raha tsy lany aho de io no ho potehiny voalohany.Za zao nanenina mintsy nanao politika fa tsy nijanona ho pandraharaha.Ka ahoana hanao ialahy sa tsy hanao?
De ozy za namaly tsotra fotsiny: marina fa avo be ny lentako ravalo sady miaiky ahy enao fa ento any ny firenena ze nalatsakao anaty akady fa za aleo hiaina tsara fa tsy te hanana fahavalo aho.Efa noteneniko ianao fa manimba "carrière" io politika io.
Efa ampy ahy ny fahasambarako fa ny tiko atao zao de ny ho any am planeta mars fa ny volana efa hitako indroa.
Tonga de nihanahana sady saika nitomany i Ravalo oa.
Tsy mino zao nareo fa tsy manina,mbola ho avy zany
22. Fiffi ( 19/03/2006 18:18)
:roll::roll: fa iza aloha ary avolenta :?: hatsika sy lalao ve izany sa inona ?
23. xxx ( 20/03/2006 00:29)
Mba ataovy terre à terre ilay zavatra. Fa lasa misavoana.
What do you mean exactly ?
24. avolenta ( 20/03/2006 15:00)
za iany no piresaka am ravalo refa sendra izy tojo olana iny, panolo tsaina azy manokana aho ry fiffi a.sady mpanaraka ny dinika serasera sy manome ambiansy eto am dinika koa.
25. xxx ( 21/03/2006 02:32)
Tsy azoko?
26. avolenta ( 21/03/2006 13:49)
Inona ary lé xxx é?
27. fijo ( 23/03/2006 04:21)
inona le lenta kay???
28. jamal ( 27/03/2006 04:50)
mampatahotra be kay ato @ serasera fa misy conseiller na bianco.kay mety hampigadra .veloma
29. fijo ( 29/03/2006 20:18)
ndana de fohy tsara ny jamala e
30. avolenta ( 30/03/2006 14:19)
Aza mifoka jamala zany fa so lasa adala eo. Sa te hanofinofy isanandro?? Eto tsisy mifapataotra zany fa samy milaza ze tiny ho lazaina kosa.
31. fijo ( 30/03/2006 21:13)
avelao izy hifoka ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3261