Resa-belge

1. kala ( 15/03/2006 14:03)
Mpanao baolina kitra belge 22 ndray no tao anaty voromby fa handeha hanao match any Afrika atsimo.

Vao nandeha tokony ho 20 mn, gaga ilay kômandà de bord fa mihetsiketsika be ny fiaramanidina.

Farany niantso ny hôtesy izy :
- f'inona no zavatra miseho ao aminareo ao???
- tsy misy in fa reo fotibalera reo no manafana tena manao entraînement hoe..
- tsy raharahako zay ataony ao fa alaminonao ny any
-o-o-o-o-o-o-o-
Afaka fotoana fohy, niantso ndray rakôm :
- f'inon no nataonao teo no nilamina vetivety ry zalahy?
- tsotra ka! noteneniko izy hoe any ivalany milalao sy manafana tena ka....

novalian'i Veloo ny 17/03/2006 04:30
2. onjah ( 15/03/2006 14:11)
=))=))=))=))
3. bilakarenjy ( 15/03/2006 14:22)
tena torovan'ny =))=))=))=))=)) za ry kala sady somary ampiako kely io hatsikanao io hoe :
Dia hoy ilay rakom hoe :"dia aza asaina mitabataba ry zalahy fa misy olona matory ato anaty roplanina".
Dia lasa nivoaka ilay hotesy .
Dia tohizo indray ...........:?::?::?:
4. dadabe ( 15/03/2006 15:21)
ary bilaka sy kala mahay mifanaraka a:lol::lol:
5. kala ( 15/03/2006 15:43)
:wink: f'angaha moa tsy fantatry dadabe fa ny anà zay namana rehetra eto @ serasera de namako daholo

bilak > de lasa hoaiza ndray ary le hotesy sa samy natory...:-D:-D:-D
6. watafon ( 15/03/2006 15:53)
k le hôtesy kou kay hono d belge d lasa niaraka nivôka t@ ireo zoera !!=))=))=))=))
7. kala ( 15/03/2006 16:07)
dain ty wata :roll::roll::roll:

fa na zany aza =))=))=))=))=))=))=))=)) anà fa kay tsy fantatro le hôtesy na belge na sinoa na italiana klé
8. Veloo ( 15/03/2006 16:10)
kala =))=))=)) tsy ratsy retsy iny kle:-*
9. watafon ( 15/03/2006 16:20)
kala, manin kou zao za io ? :-D:-D
10. pissoa ( 15/03/2006 16:24)
Kala ah, faly be akia i watafon fa resaka belge indray ny ato ah =))=))=))

Watafon, tratrako tsara izay fa te hananihany anah eo atsy am'le resaka gadra sy miaou tatsy, hehehe :roll::roll::roll:
11. watafon ( 15/03/2006 16:31)
pissoa, mbola tsy tena tratra tsara k ! mbola kibo alou iny akia an !=))=))=))
12. pissoa ( 15/03/2006 16:37)
wata =))=))=))
13. Veloo ( 15/03/2006 17:28)
:-D:-D:-D nareo reto
14. sasa ( 16/03/2006 04:41)
wata pissoa kala =))=))=))=))=))=))=))=))=))
15. bebe ( 16/03/2006 05:58)
i kala ity ary sao dia hôtesy fa tsy milaza aminay.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

16. watafon ( 16/03/2006 06:14)
:-D:-D:-D
17. ari.malala ( 16/03/2006 11:05)
:-D:-D:-D:-D
18. kala ( 16/03/2006 14:50)
pissoa > 8)8)8) akia njy a!

bebe > ie hôtesy mihitsy ka "hôtesse de l'humour" (fiteny ve zany?) :oops::oops:
19. bilakarenjy ( 16/03/2006 19:53)
lasa nanarangarana teo am-baravarana ilay hotesse no sady niteny hoe :aza mitabataba hono nareo fa misy olona matory ato anaty roplanina ,dia nidiny ny varavarana ,dia inona ary no zava-nitranga raha fantatrareo avy eo :?::?::?::?:
20. Veloo ( 16/03/2006 20:04)
betsaka zany suspens zany kle :-D:-D:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.046