pb na piloty
1. kala
(
15/03/2006 13:52)
Efa samy tao anaty fiaramanidina daholo ny mpandeha, ny piloty sy ny ekipany..
Efa eny @'ny toerana voatokana hanaovana décollage ny fiaramanidina ary efa hiainga afaka fotoana fohy
Tampoka teo anefa nijanona ny motera. Afaka fahefakadiny dia tsy maintsy naverina teny @ parking nisy azy ity fiaramananelatra
Novohaina ny varavarana. Dia teo ny mpandeha samy tsy nisy nivoaka sy tsy nisy niteny fa niandry.... efa ho ora iray.:-w:-w:-w:-w
Tamin'ny farany, niverina naka ny plasiny amin'izay ny fiaramanidina fa hiainga ihany hono...:D
Tsy aritr'ilay ranamana fa tonga leiry de nanontany ny hôtesy.
- azafady madmzel in no zava-niseho teo ê!
- shhhhhhh ilay pilôty teo nilaza fa misy zvt hafahafa maneno tao @ motera kanefa refa nojerena de tsisy n'in n'in akory.
- de in no ifandraisan'izany @ dian-tsika?
- tsy maintsy naato aloha ny dia de voatery nosoloina le pilôty..(fa manenoneno)

novalian'i kala ny 28/03/2006 05:36
3. dadabe
(
15/03/2006 15:19)
humm tindry mihitsy le piloty a! sady amizay piloty sy mamzel hihihihi :-D:-D
4. kala
(
15/03/2006 15:46)
dadabe > ka i diam ange no tena tia le blagy misy resaka pilôty ê!:oops::oops:
diam 27 > io njay misy blagy momba ny piloty fa haingana njy maka pop corn sy coca:wink:

9. Herimiafina
(
15/03/2006 19:56)
kala:
Efa samy tao anaty fiaramanidina daholo ny mpandeha, ny piloty sy ny ekipany..
Efa eny @'ny toerana voatokana hanaovana décollage ny fiaramanidina ary efa hiainga afaka fotoana fohy
Tampoka teo anefa nijanona ny motera. Afaka fahefakadiny dia tsy maintsy naverina teny @ parking nisy azy ity fiaramananelatra
Novohaina ny varavarana. Dia teo ny mpandeha samy tsy nisy nivoaka sy tsy nisy niteny fa niandry.... efa ho ora iray.:-w:-w:-w:-w
Tamin'ny farany, niverina naka ny plasiny amin'izay ny fiaramanidina fa hiainga ihany hono...:D
Tsy aritr'ilay ranamana fa tonga leiry de nanontany ny hôtesy.
- azafady madmzel in no zava-niseho teo ê!
- shhhhhhh ilay pilôty teo nilaza fa misy zvt hafahafa maneno tao @ motera kanefa refa nojerena de tsisy n'in n'in akory.
- de in no ifandraisan'izany @ dian-tsika?
- tsy maintsy naato aloha ny dia de voatery nosoloina le pilôty..(fa manenoneno)
Ka ny copilote anie akia ry kala no mi-verifier ny mekanika rehetra alohan'ny hiaingana e! Sady amin'izay efa misy cahier de bord izy ireny milaza ny zavatra rehetra nokitihina tao anatiny tao teo aloha.
Sady amin'izay koa matoa tonga bout de piste izany efa nahazo autorisation de mise en route.
Lenga kambony fa mampihomehy le blagy e! hehehe=))=))
NB: antsovy ndray hoe DM akia fa te hahita anazy zaho! hehehehe=))=))
11. sasa
(
16/03/2006 04:21)
Allô Allô Diam tongava aty am serasera njiko fa resaka piloty ny ato :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Miala tsiny aminareo za fa mess vocal le izy d hafatra no napetrako any fa tsy haiko na ho avy izy na tsia:-D:-D:-D:-D

12. bebe
(
16/03/2006 06:04)
tena mety marina mihintsy ry kala ilay nolazaiko tary : hoe indry h....:-D:-D:-D
herimiafina kosa rangahy mampijaly an'i kala foana amin'ny fanamarihana bobaka be nefa tsika aza efa ampireveny fotsiny :wink:

14. mamzelkely
(
16/03/2006 07:12)
dadabe:
humm tindry mihitsy le piloty a! sady amizay piloty sy mamzel hihihihi :-D:-D
=)) fa iza mo ny piloty ato :roll::lol: za aloh le mamzel ee:-D:-D
18. diamondra27
(
16/03/2006 12:32)
hay 'nareo mifosa refa tsy eo 'za an! :evil:
tratrako doly8)
HM: soa ihany fa nisy an'elah klé:*:*:*:*; andao hanao tour kely aloha bainina ah! sad junior koa efa ela no tsy nanidina intsony.
de 'zay koa dadabe fa latsaka anaty harato :wink:
(l):*:*(l)

19. diamondra27
(
16/03/2006 12:34)
watafon: fa taiza ary enao sa variana tany @ F.... de niodina kely le loha, fa HM sy dadabe samy pilote doly :wink:
20. kala
(
16/03/2006 15:05)
wata mbola variana nioaraka t@ny torista belge ê!
diam > milay le :* ê! io ndray zao dia hisy voajono ndray de hitsikera we belges angaha i diam sy HM?
mamzel > mitovy asa zany zà, njy de i veloo kou!
veloo > aiza oooooooooooooooooooooooooooo