fitiavana = Fahoriana (Valio

1. Bhiou ( 15/03/2006 09:00)
Mahagaga ary mbola tena mahagaga fa rehefa ny olona iray no tena tiana dia mampahory nefa mifanohitra amizay ny olona rehefa tsy heritreretina mampiseo fitiavana be miredareda, ianao nefa mbola tia ilay mampahory ka tsy afaka ny amaly fitiavana hafa . ahoana ny hevitrao?
novalian'i andry08 ny 31/03/2006 19:00
2. sera ( 15/03/2006 09:58)
marina zany ry Bhiou ah nefa aleo mitia ol nade tsy tia anao azany izy satria amin iny enao afaka tsy manatena valiny mahafapo anao oe tianano kou izy
3. ari.malala ( 15/03/2006 11:21)
Tsy voatery fahoriana ny fitiavana ka! arakaraky ny fandraisanao anazy ihany. Raha ohatra raisinao côté positif ny fiainana d tsy hiteny anzany enao. Sady mahasambatra koko ny mitia noho ny tiavina,raha amiko d ts mampanin zany!
4. kala ( 15/03/2006 12:28)
zany mihitsy ê! ny anà manokana zao ny olona izay tiaviko d tena tsoriko hoe "izaho tia anao - ampy ho ahy zay/ tia koa moa enao : hisy fahasambarana hoatr'izay aiza ndray"

tsy misy fitiavana mampahory zany hoa..

Raha fitiavana no mampahory dia (miala tsiny) Andriamanitra ve mampahory...

tsy maintsy misy sedra fotsiny ny fitiavana donky mila mihafy kely fa tsy de hoe :D:D:D:D:D la la la la

fa ny fitia mifamaly kosa aloha mbola tena lafatra ê!
5. mamzelkely ( 15/03/2006 12:31)
fitiavana ts mampahory zany mety enao mieritreritra fa mijaly fa mijaly mitia olona iray nefa ts reciproque nefa mahafinaritra be zany mitia olona zany satri tôt ou tard hivaly fôna iny donc optimiste fôna eo am fiainana:wink:
6. bubbly ( 15/03/2006 12:32)
misy fitenenana alou hoe "aleo miaraka @ olona tia anao toy izay enao no tia kokoa" satria marina tokoa zany fa refa ianao no tena mi-tia d tsy maintsy mijaly kely foana
nefa zao, misy fetrany ny fandeferana sy ny fijaliana, ary amiko ny fitiavana tsy natao hijaliana, fianana tokana sy fohy ty!

sera>ah non tsy manaiky an'zany a, tsy hitako zay hijaliana @ olona tsy tia anahy akory sy hampahory fotsiny!!:roll:
nefa tsy manakana izany fa marina koa ny hoe ny tena fitiavana tsy hiandrasana valiny
7. majesty ( 15/03/2006 12:41)
Fa tsy hitanareo fa milay ihany ve ndraindray le ampijalin'ilay fitiavana refa migoka an'le zava-tsoa raketiny aty aoriana,fa ny zava-misy mpitranga matetika indrindra fa ho anareo vehivavy refa mba misy oul tia anareo de le miavona na mampifilafila kely reny foana @ voalohany de refa lasa le bandy avy eo fa tsy mivaky loha de zay nareo vao afalatsaka tanteraka de lasa mijaly fotsiny nefa razoky efa ary elatra :lol:
8. mamzelkely ( 15/03/2006 13:11)
majesty< nareo lhl ko nge manao anzany njay njay eee:?
9. mino ( 15/03/2006 13:24)
ilay fitiavana kosa aloha tsy maintsy misy fijaliana foana e, miseho ilay fijaliana rehefa tonga ny sedra fa io arakarakao ihany ny mahamafy sy mahamora azy! tsara ny mitia, mitia tsy manantena takalony, satria ilay fiandrasana tambiny no tena mampijaly, manjary manantena valim-pitiavana mihoatra ilay nomena.
mazotoa o:)

10. mamzelkely ( 15/03/2006 14:01)
de refa mijaly de mitomany kely de aveo angeh adino eee de fifalina fôna njay :°)
11. fasaly ( 15/03/2006 14:06)
zà kalou efa nijaly tamn'io fitiavana io talha e! fa amzao aho hoy aho hoe za avelako hijamly amzany tsony zà fa ampy zay:°):°):°) zay tsy tia de miala zay tia tongasoa:°):wink::-D
12. mamzelkely ( 15/03/2006 14:09)
za efa nahatsiaro nijaly fa je vis avec maintenant de ts mivakl :wink:
13. fasaly ( 15/03/2006 14:20)
:wink::°):-*
14. Fiffi ( 15/03/2006 20:04)
fasaly , mamz =D=D=D zay mihintsy no tena fanaovana azy , zah koa aloha efa nahazo an'io fa efa :):) be zao an! sady efa hadino zany fa ny ho avy no jerena:)
15. Veloo ( 15/03/2006 20:51)
raha tena fitiavana tsy TOKONY HO HISY MIHITSY ZANY FAHORIANA zany:wink:
16. ari.malala ( 16/03/2006 13:00)
Marina mintsy zany e! Eo @fiainana tsy maintsy mifandimby ny mamy sy ny mangidy fa refa ezahina raisina am-pitsikiana le izy d lasa mamy foana, sady za miombon-kevitra @Kala @le we raha mampahory ny fiitavana d Andriamanitra zany no mampahory!
17. Fiffi ( 17/03/2006 06:57)
Veloo: marina aloha io lazaindry io an! fa saingy tsy hita koa anie eh! mivadibadika toy ny toetr'andro koa ny fitiavana indraindray .Ary tena misy io an!
18. kala ( 17/03/2006 06:58)
efa hoe tsy mila mitia raha ho ory fotsiny eo.

Eh fa ity no tena marina:-$ mitia an! fa miezaka fotsiny hahay misedra ê!

aorina @ finoana koa ny fitiavana fa tsy miankina @ herin'ny tena sy ny hatsaran-tarehy koa ê!

mety ho gaga enao hoe hitia ve dia mila mivavaka. Ie! amin'izay tsy enao irery no miasa saina eo fa Andriamanitra manampy anao tsy hisian'ny fahoriana...





19. Bhiou ( 17/03/2006 09:15)
voalazanareo daôly zay heritreritrareo fa ny ahy aloa dia zao no apetrako e! matoa tsy mjaly am fitiavana dia na tena mfankatiaz ny oul 2 na tsy tena fitiavana le izy fa otrany hoe mbô miaraka foutsn e!
20. bubbly ( 17/03/2006 10:03)
ie marina zany:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1532