fitiavana = Fahoriana (Valio
21. kala
(
18/03/2006 06:39)
Bhiou > voakapoko eo raha mbola mafy loha :wink: langako zany fa :-* de zao
Rehefa tia ka sendra olana, tsy mijaly izany fa misedra no tokony hoeritreretina avy hatrany (amiko aloha io ê!)
De refa sendra an'izay phase izay an! de tsy mila mitolefika ka hoe hamoy fo na hisaraka fa raisina ampitsikitsikina foana ny fiainana:):):)
De zarao amin'ny namanao akaiky koa ny sedra mahazo anao fa mampihena ny vesatra entinao zany
Mahereza:-*

22. diamondra27
(
18/03/2006 07:19)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=((=((=((=((=((=((=((=((=((=((=((=((=((=((
24. Angolaina
(
23/03/2006 12:36)
majesty:
Fa tsy hitanareo fa milay ihany ve ndraindray le ampijalin'ilay fitiavana refa migoka an'le zava-tsoa raketiny aty aoriana,fa ny zava-misy mpitranga matetika indrindra fa ho anareo vehivavy refa mba misy oul tia anareo de le miavona na mampifilafila kely reny foana @ voalohany de refa lasa le bandy avy eo fa tsy mivaky loha de zay nareo vao afalatsaka tanteraka de lasa mijaly fotsiny nefa razoky efa ary elatra :lol:
De ny anao zany le tina no tinao sa le mitia e? Iza koa no hivaky loha sy hiasa saina @ ze olona tsy tia any fa tsy hainao angaha le fitenenana hoe raha iray no tsy tia, mitotoa koba hatavy !!
de :* :* :* :* :* elah !!! :D
26. soleil
(
23/03/2006 13:28)
Ny fitiavana ? tsara sady mahafinaritra marina fa rehefa tojo ny olona sasany koa ianao de bonjour fahoriana sy izao adin-tsaina rehetra izao , tsy misy tsara noho ny mampiseho sy maneho fitiavana anefa na inona na inona toetra aseho anao , fa kosa tsy midika zany mandefera eo foana aho , mila aseho koa ny maha-ianao anao sy maneho ny hevitra
28. mandrindra
(
24/03/2006 09:24)
raha fahorina no tsapa ao antin'ny fitiavana dia ajanony fa tsy izy izany. avaho tsara fa samy hafa ny fahorina sy ny fiatrehana olana.
29. Angolaina
(
24/03/2006 11:45)
Fa nareo kosa ve tsy mba miombon-kevitra amiko fa rehefa mahatsapa fahorina kely iny vao tena fantatra oe tena tia sy mila an'ilay olona e! :D
30. Angolaina
(
24/03/2006 11:49)
Tsy hita ihany koa ange izy io e! toy ny kaikitry ny amboa kely tina sy ny tsongon'olon-tiana ka na marary aza iafina :D :D :D
Rehefa mba tojo azy de mba miaina ao anatiny e!
Rehefa mba tojo azy de mba miaina ao anatiny e!
31. kala
(
25/03/2006 07:49)
mandrindra >zany mihitsy ê!=D=D=D=D
de avy aty atao :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* f'aza mihodina fotsiny eo amin'ny fiainana fa manjary mahatonga fahoriana:wink:
de avy aty atao :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* f'aza mihodina fotsiny eo amin'ny fiainana fa manjary mahatonga fahoriana:wink:
33. totofy
(
28/03/2006 16:28)
ny ahy izay tia ahy ihany no tiaviko fa zah ve hivakiloa amin' izay tsy tia ahy é ....mba atao mifamaly izy amin' izay ......ataoko inona moa olona tsy mijery ahy akory ....?????...tsy tarehy tsy bika no jerena anie na mi-compte ihany aza izany fa ny compréhension sy ny complicité ééééééééééé
35. andry08
(
31/03/2006 19:00)
De ahoana izany ny olona tsy misy bika?
De mampalahelo izany izy ireo?
Ny fitiavana tsy azo didina fa rehefa trany dia trany
De mampalahelo izany izy ireo?
Ny fitiavana tsy azo didina fa rehefa trany dia trany