de in no hevitra farany

1. kala ( 14/03/2006 17:14)
tany anaty fiaramanidina ndray ity ê!

"Tompokolahy sy tompokovavy, ny kômandà S no miteny aminareo.Amin'ny anaran'ny ekipa rehetra no iarahabako anareo rehetra tonga soa ato amin'ity fiaramanidina ity izay hisidina hoany Singapour.8)
Ety @ 8000 metatra miala amin'ny tany ny haavo misy antsika ary ety ambonin'ny ranomasimbe Indiana isika izao.8-)
raha mijery eo amin'ny ilany ankavanana ianareo dia mahita fa mirehitra ny motera ary raha mijery eo amin'ny ankavia dia hita fa misy afo koa.:evil:
Raha mijery ambany ianareo dia mahita zvt mavomavo. Io dia sambokely avotraina misy olona dimy. Ao anatin'io izaho zay miteny, ny kôpiloty, ny steward ary ny hôtesy anankiroa.
Mihaino ity hafatra amin'ny kasety ity ianareo"
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:27
2. Herimiafina ( 14/03/2006 17:42)
Efa ni-decroche ilay avion raha nirehitra avokoa ny maoterany anakiroa STALL.
Ary avy taiza no nivoahan-dry leirony avy eny amin'ny 8000m d'altitude.
Tsy misy parachute afaka halatsaka avy amin'io haavo io knou. Fara-fahabetsany à 5000m angamba vao afaka milatsaka helon'aina.

Lenga kambony akai ry Kala fa favy an! hehehehe=))=))
NB: atsovy ndray hoe DM an.
3. watafon ( 14/03/2006 17:55)
kala, ndry angamba le hôtesy iray e ? :-D:-D:-D
4. Fiffi ( 14/03/2006 20:37)
:roll::-D:-D:-D:-D
5. Veloo ( 15/03/2006 00:18)
wata a de za ilay anakiray ka:-D:-D:-D:-D
6. sasa ( 15/03/2006 04:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. mamzelkely ( 15/03/2006 05:37)
loza ty marina mafyyyy :-D:-D
8. ari.malala ( 15/03/2006 07:04)
loza ko zany an:roll:
9. kala ( 15/03/2006 07:23)
HM > zà tsy minamana :( sady tsy hiantso an'i diam f'avelao izy handalo eo de enjeho avy hatrany ary tsy manaiky zà raha tsy mahita anareo mif:*....:wink:

be kômantera :twisted: raha miditra eo koa lay raika lahy zay dia angamba :evil: be

wata > efa voalazan'i veloo io ange we zay roa:-D:-D:-D

veloo > :-* =))=))=))


10. ari.malala ( 15/03/2006 11:53)
Kala,in ihany aza ty manjo andriko e! :-D tô rangitra b isak'izay hitako :-D iza ko zao no be komantera eo :-D:-D:-D
11. onjah ( 15/03/2006 14:24)
:-D
12. watafon ( 15/03/2006 16:05)
kala, veloo :-D:-D d narianareo za zany ! tena tssss !!
13. kala ( 15/03/2006 16:12)
ari > zà ange tsy tezitra hoa na manao an'io demony kely io fa refa tena tezitra zà de dila tanteraka

zà ndray femme tout terrain (FTT) @ resaka sy vazivazy ê!avia ampianariko njy :-*:-*:-*:-*

wata > zay tsy manary namana zany na dia hoe hilentika koa aza le sambokely de raikitra ndray ny lomano.:wink::wink: sa ahoana ry veloo.:roll:
14. watafon ( 15/03/2006 16:15)
sôsta na d zay fotsiny ihany aza e! :-*:-*:-* fa taiza njy nahita sambo ? :-D:-D:-D
15. Veloo ( 15/03/2006 16:27)
kala:wink::-D:-D
wata a ie:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0603