mbola mitady ilay namana fahiny ihany e!

1. xxx ( 09/03/2006 08:13)
Tsy mbola afapo tamin'ireo valinteny izahay, ka indro hamafisinay ilay antso.
Raha ianao ilay namanay tao CTM ka lasa niasa any Diego: dia mba homeo ny adresse hafahana manoratra ho anao izahay!
misotra
hoy DDN & family
2. xxx ( 09/03/2006 09:21)
adresse koa ve dia omena ampahibemaso 8O, enao aza manao xxx tsy hita hanoratana akory
:^)
3. rurik ( 09/03/2006 12:11)
ny mahagaga ahy dia tsy resaka mahamenatra akory le izy dia atao xxx ny anarana sa efa lasa fahazarana?
4. mandrindra ( 09/03/2006 14:47)
le manao x ve zany fahazarana izany ?:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2515