Diso tsipelina

1. xxx ( 06/03/2006 15:22)
Naky ny page d'accueil n'ny site radio vazogasy ny tenako, ary gaga nahita ireo fautes d'orthographes ataon'ireo namana sasany @ dokam-barotra. Tsy hoe te hanakiana be fotsiny akory ny tenako fa mba manipy hevitra @ ireo zay mba te hanoratra en français, amin'io mahafaka mamaky daholo zay te hamaky, mba asaivo tsarain'izay mba havanana @ orthographe aloha fa tena be diso e!
novalian'i Veloo ny 06/03/2006 20:28
2. xxx ( 06/03/2006 15:58)
Eny tokoa ho'a!Toa be diso tafahoatra loatra kosa aloha ity izy e!
Raha manitsy tsy hoe be zesita na miseho ho mahay fa mba tsy te-hijery arina an-tava.Saingy indraindray moa manahira ny miresaka "teny" eto: raha teny vahiny raha mba miteny ianao hoe diso fa ahitsio, misy tezitra be avy any hoe teninay angaha io sa tenin-drazanay! raha teny malagasy indray no mba ahitsinao dia misy miteny hoe ka raha tsy hianatra fitsipi-pitenenana no alehanay eto fa hiresaka.
3. fasaly ( 06/03/2006 16:19)
:°)
4. hery ( 06/03/2006 16:20)
Euh... sarotra ihany ny mamaly.
Ny olona mametraka ny vaovao amin\'ny teny Frantsay eo amin\'ny RVG dia namana frantsay (tanteraka). Betsaka tokoa ny hadisoana hita, ary izy koa mahatsikaritra rehefa mamaky indray fa misy ny hadisoana. Tamin\'ny voalohany voahitsiny ihany, fa taty aoriana angamba tsy nanana fotoana mtetika intsony izy.
Rehefa tenenina izy izao dia ahitsiny daholo indray ireo... dia rehefa elaela dia tavela daholo indray :-)
Mitondra ny fialantsiny e.
5. Veloo ( 06/03/2006 20:28)
tsssssssss iza no tsy manao faute de frapy ry reto a.. aveloa ao ny essentiel ao ny idee sy vous comprenez:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2329