Momba an'i Jaky

1. Optik
(
03/03/2006 16:41)
Azafady; sao de mba misy afaka manome ahy ny adiresy mail na numero telefĂ´na an'i Jaky!
Misaotra .
Misaotra .
novalian'i lapino ny 05/03/2006 20:35

5. Fiffi
(
04/03/2006 13:46)
fikambanan'ny Andriana angamba no tadiaviny!inona zany fikambanan'Andriana zany ?

7. lapino
(
05/03/2006 20:35)
Ny momba azy ity ihany no fantatro: http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=341
De za koa tsy manana ny hirany :(
De za koa tsy manana ny hirany :(