tsindrona andanivoa ve raha olo-tinao zao no mpiodina?

1. xxx ( 02/03/2006 10:29)
manana olo-tiana, tena tiko, ary tsy mbola nisaraka, niodina le akamako, sady nieritreitra we tsy fantatro, de ohatry ny tsy mpiodina izy rehefa eo @ny za.
tena tsindrona ivoha, marary ahy mafy ny ataony?
de inon no ataoko hampasitrana ahy?
2. diamondra27 ( 02/03/2006 10:42)
xxx: ka tianao le olona de voatery miaritra enao e!refa miverina aminao izy de zay no zavadebe.Teneno azy kosa aloha fa oe: tsy ankahasitranao sy mamparary anao ny fiodinany e!

De bon courage e!karakarao izy mba tsy hiodina e! de tadiavo le antony nampiodina azy , de alaviro mba tsy hiseho intsony.
3. fasaly ( 02/03/2006 11:20)
xxx: rehefa tratranzay tsy maintsy marary e!:cry:
miresaha aminy tsotra zao de raha mbola mandainga de hiptisiho fa vao maika harary aminy eo enao
fa raha misy resaka hifanaovana mety hahafaha ny olana dia vao maika tsara, mitonia de alefaso miadana ny resaka:wink::-* korazy e!
4. ari.malala ( 02/03/2006 11:28)
fa tratranao ambodiomby nga izy niodina sa lazan'olona alo, fa zavatra samihafa b zany, rahatratra izy d anontanio azy ny antony, fa raha lazan'olona kosa d aza tonga d mino alo fa manadihadia. D @ antsoin'ny namana rehetra we miresaka fa io ihany no basen'ny fifankatiavana e, mifampiresaka am-pitoniana d miara mitady vahaolana, d mahereza e
5. ptichou9 ( 02/03/2006 11:34)
Slt.
Tsotra d tsotra d tsotra bbbbbbb. Za bandy iringiriny mits miteny @ ndri zao.
Ny fianinana b blem fona, isan'andro maraina atonadro ariva blem fona, any antrano, tokotany, fiasana, bus.... n'aiz n'aiza blem fona @ taonina. D zao : aza ampiana blem 1 hafa ndray le b d b reo, fa rehefa mandreraka, maharary d ipitsiho. Conseil d'ami. Za ef niaraka t@ sipa 06 taona b zao, fa nampirafy ana iz d napitsoko nef za vizana taminy mits. (Tsônale kely za t@ zay. nnddrrii!!!)
Mis mteny oe : "zanaka tiana fa refa manaikitr nono d ahifika"sais pas si t'es d'accou pas. atoi de décider.
Bonne chance quand même!!!
6. ari.malala ( 02/03/2006 11:40)
ptichou9:

Slt.
(Tsônale kely za t@ zay. nnddrrii!!!)



ntsôôô :-*:-*:-* efa sitrana zao? :)
7. nia ( 02/03/2006 12:46)
raha tianao izy d anaro rehefa tsy mety anefa d anjaranao ny mieritreritra raha hiaritra na tsia, tsy mafy io na tiana na tsy tiana fa miankina @ safidy izany ilay izy, tsy misy tsy voavahan'ny fifampiresahana anefa raha mbola fitiavana koa.
mahereza fa fiainana tsy tokony hahakivy izany eh!
8. tyfoly ( 02/03/2006 18:31)
raha mbola tia aloha d aza misaraka fa vao mai marary fo ianao , fa mandrintra izany anefa d miomana ihany fa sao vao mivadika aretina ilay izy,resaho izy fa sao d misy zavatra nataonao kosa tsy tiany? mahereza e!!
9. Veloo ( 02/03/2006 20:58)
misy fona ilay marary ka aleo ilay marary mbola tsy manambady toa izay ilay marary efa manambady:wink:
10. patrick2002 ( 03/03/2006 04:32)
ra xxx koa anie tsy fantatra na bandy na sipa eh! tsy hay hoe inona no toro-hevitra omena azy.
11. Fiffi ( 03/03/2006 05:13)
f'ita wa! fa azo hatao koa ny manome toro-hevitra fa tsy maintsy lazaina zany hoe : raha vav ianao na lahy dia izao hatao!
12. ikalakintina ( 03/03/2006 10:21)
raha mbola tia enao ra xxx, de miareta aloha de mifananara fa refa ela ny ela ka leo ianao de miala, ihany dieny mbola tsy mpivady a!,
13. Veloo ( 03/03/2006 16:06)
sarotra be ny manome conseil an'ireny xxx reny ka:°)
14. mandrindra ( 06/03/2006 13:50)
kozio izy hoe tsy revin'i xxx ilay izy mihodina, rehefa tsy mihaino izy dia mba lasa koa i xxx mihodina dia rehefa mitapô nareo dia samy maka ny mamin'ny ankilany fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0829