ny fitiavana?

1. poussye ( 02/03/2006 10:01)
Fitiavana toy ny afo io sady mamelona no mandoro.
Ao anaty baiboly misy teny hoe ny fitiavana no lehibe indrindra, ilaina ny fitiavana fa ataovy arakaraky ny taona sy zavatra iainanao.
Ohatra raha mbola mpianatra ianao aza miditra lalina amin'ny resaka fitiavana.
Raha tanora aza mitia olona 100%
Raha ao anaty tokantrano dia omeo ny ankohonanao ny fitiavanao rehetra fa asiana ambiny ho anao manokana.
Izay fa bye daholo ry namana
Tanora mitovy aminao aho miteny io ary efa nandalo zavatra sarotra tamin'ny fiainana. Fehiny mahaiza mandanjalanja ny fitiavana arakaraky ny toerana misy anao.
2. diamondra27 ( 02/03/2006 10:49)
poussye: misy tsy maha d'accord ahy le izy e! miala tsiny. Refa mpianatra rehetra ve? Sa mpianatra ambony?
'Za mba mpianatra ihany taloha fa tsy nampaninona le mitia, miankina @ tsi-1-1 io, raha hita fa mety hisy blème @ fianarana de hajanony, ny fitiavana nge tonga ho azy e! indrindra refa tena tia izay, tsy azo sakanana intsony.

Le conclusion de ekena
3. fasaly ( 02/03/2006 11:20)
marina be io ka!:°)
4. fasaly ( 02/03/2006 11:21)
anefa!......:roll::roll::roll:
5. ari.malala ( 02/03/2006 11:34)
anefa aky manin ry fasaly? :)
poussye, marina aky ny voalazanjy a, fa ilay hoe aza mitia 100% no tsy haiko fa za refa manome d tonga d 100% foana :)
6. lilbon ( 02/03/2006 11:39)
sentiments fotsiny io e!
tsiss mahataitra refa tia de maximum:)
refa tsy tia de ataovy zero:twisted::twisted:

7. fasaly ( 02/03/2006 18:44)
marina mintsy zany ry lilbon a!:°)
8. mandrindra ( 06/03/2006 13:45)
dia ahoana izany raha hoe titiana fa tsy tena tiana no sady tsy tena tsy tiana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.199