ANJARA SY LAHATRA

1. jimna ( 01/03/2006 05:47)
Ahoana ny hevitrareo @io lohahevitra vaovao io?
novalian'i marozevo ny 30/03/2006 22:36
2. dadabe ( 01/03/2006 06:21)
humm mahatsiaro ny malagasy terminale aho
3. Fiffi ( 01/03/2006 06:57)
humm mahatsiaro ny malagasy terminale aho
o ry dadabe fa inona aloha no idiran'io @anjara sy lahatra eh ? 8O
4. Fiffi ( 01/03/2006 07:10)
5. Fiffi ( 01/03/2006 07:11)
....sa hoe ireo no anjara sy lahatr'i dadabe ?:-D
6. jimna ( 01/03/2006 08:08)
Araka ny hevitrareo ;Moa ve misy fotoana voafetra hahafatesana ho an'ny tsirairay avy amintsika?
7. Fiffi ( 01/03/2006 09:01)
ahoana moa no ahafatarantsika an'izany ? fa saingy hoe rehefa tona ny andro niantsohin'ny Tompo antsika dia izay zany no lahatra sa izay no anjara ? Raha tena miheritreritra aho aloha dia ohatra hoe nisy olona namohy ny ainy vokatrin'ny lozam-piarakodia dia toa tsy manaiky loatra aho hoe iny ny anjarany na hoe iny ny lahatra ho azy satria raha nitandrina ilay mpitondra fiarakodia , dia tsy nisy ny loza io sa ahoana hoy ianareo ?
8. sipagasy ( 01/03/2006 09:11)
dadabe:

humm mahatsiaro ny malagasy terminale aho



mmmhhh sizé de filo annnn
9. soasoafy ( 01/03/2006 10:43)
misy ny lahatra sy ny anjara alou amiko e:*:*
10. booboo ( 01/03/2006 11:15)
sy ny vintana sy ny tendry kounkou ! hihihihi.

Fiffi > reo ny programmes @ taranja malagasy t@ terminale !
11. Fiffi ( 01/03/2006 11:26)
booboo: hay ?
12. marozevo ( 01/03/2006 23:10)
Tokony mba hilaza ny hevitrao aloha ianao ry jimna fa vagy be ilay fanokafanao ny loha hevitra ah. Miainga amin'izay ny fifanakalozan-kevitra.
13. bichette ( 02/03/2006 00:46)
eny wa
14. routa ( 02/03/2006 06:18)
zaho aloha tsy de manaiky ilay hoe efa anjarako io raha mijaly zany de hoe zay anjarako ,ny lahatra koa de hoe raha mijaly koa ve ohatra de hoe lahatra tsia amiko zany .
15. jimna ( 02/03/2006 08:07)
Izao koa eh!Raha hoe efa lahatra avy any amin'Andriamanitra ny fiainan-tsika,nahoana isika no misakana ny loza mety hanjo antsika?Oh:nahoana isika
no mametaka fehikibo fiarovana rehefa mamily fiara?
nahoana koa isika no mametaka aro fanina rehefa manao trano?(eo @ tohatra).
16. jimna ( 02/03/2006 08:14)
Ny tiako ho lazaina @ io ambony io dia hoe raha efa voalahatr'Andriamanitra ny fiaina-tsika,tsy aleo ve miandry ny lahatra avy @Andriamanitra toy izay hisakana ny loza mety hanjo antsika?
17. booboo ( 02/03/2006 09:54)
Na eo aza ny lahatra ( tsy azo idifiana amiko, ohatra hoe ny lalan'ny natiora na ny lalan'ny fiainan'ny zanak'olombelona fotsiny aza ) dia nomena nomena anjara sy vintana aby ny tsirairay. Anjaranao no mampiasa an'ireo hampety ny fiainanao.

Ohatra : nomena saina ianao ( anjara ) ahafanao misafidy ( izay vokatry ny safidinao no vintanao na ratsy na tsara ).

18. marozevo ( 05/03/2006 00:05)
Raha izao tontolo izao dia anareo, ianareo an'i Kristy, ary i Kristy an'Andriamanitra.
Raha tafiditra ao anatin'ilay hoe IZAO TONTOLO IZAO ny lahatra sy/na anjara, dia zavatra azontsika fehezina tsara... fa raha ivelan'izao tontolo izao dia tsy haiko indray...
19. dadabe ( 05/03/2006 00:32)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 01-03-2006 11:11:08
Lohateny : Re : ANJARA SY LAHATRA
....sa hoe ireo no anjara sy lahatr'i dadabe ?

efa voavalin'i bobo sy sipa gasy ery ambony ny tiko holazaina :D

fa zah aloha tsy mahita alahatra firy fa tsy ao anaty domaine-ko ty e
....izay angamba no anjarako....sa izay no lahatra ho ahy:?::?:
20. marozevo ( 05/03/2006 01:27)
Ka mahazo miLAHATRA ato aorianako ato ialahy miandry ny ANJARAn'ialahy ka !..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3657