Aleo aloha mandeha heritreritra sao tanterak le izy

1. Solitikabe ( 28/02/2006 05:01)
Lasa ho'a ny saiko, fa miaramila Frantsay no hoe hanofana ny any Toamasina @ famonoana moka. Dia roa andro aty aorianan'ny nahatongavan'ireo miaramila ireo dia manomboka mody ny vahiny sasany sy ny mpizahantany.
Dia hoy aho hoe sao dia misy zavatra hafa omanina ary ao fa mody ny Denge no atao fika hidirana eto.
Mba saina lasa ihany iny ny ahy ry zareo an. Aleo ambara sao ny ratsy no tonga aloha.
novalian'i Veloo ny 01/03/2006 21:10
2. Fiffi ( 28/02/2006 05:17)
Dia hoy aho hoe sao dia misy zavatra hafa omanina ary ao fa mody ny Denge no atao fika hidirana eto.
8O8O
3. eh ( 28/02/2006 05:45)
tena mahalasa heritreritra tokoa izany an!!! tsy kely lalana...
4. fasaly ( 28/02/2006 06:13)
matahotra moka ry zarreoe!:-D de lasa mody.....
5. Fiffi ( 28/02/2006 07:41)
:-D:-D
6. hery ( 28/02/2006 08:35)
Araho maso ihany izany... sao dia mikotrika zavatra hafa indrindra amin'izao ankatoky ny fifidianana izao.
7. pissoa ( 28/02/2006 10:38)
Mahalasa eritreritra marina izy izany :?
8. Fiffi ( 28/02/2006 12:13)
tena marina tokoa izany hoe lasa tsikelikely daholo ny vazaha tany an! tena mety misy zavatra any angamba
9. Veloo ( 28/02/2006 14:13)
tssssssss reo anie fetsy be e... mody asian'izao sy izao nefa misy zavatra ao arinan'io ... marina mihitsy retsy solitika a:-*
10. lapino ( 28/02/2006 15:18)
hanofana ny any Toamasina @ famonoana moka

Moka izany no hainy mamono?! :P:P
Sa iza indray hono no hatao vono-moka ohatra ny ivoariana ?! :-w:-w
11. Fiffi ( 28/02/2006 16:15)
12. diamondra27 ( 28/02/2006 17:03)
tsy aleo ve mamono moka toa izay hitango lalitra e!:-D:-D:-D

sao kosa de espion e!

tsy miaramila 'zany no tokony ho tonga fa olona ao @ secteur ny recherche sy ny fahasalamàna.8O
13. Herimiafina ( 28/02/2006 17:05)
Solitikabe:

Lasa ho'a ny saiko, fa miaramila Frantsay no hoe hanofana ny any Toamasina @ famonoana moka. Dia roa andro aty aorianan'ny nahatongavan'ireo miaramila ireo dia manomboka mody ny vahiny sasany sy ny mpizahantany.
Dia hoy aho hoe sao dia misy zavatra hafa omanina ary ao fa mody ny Denge no atao fika hidirana eto.
Mba saina lasa ihany iny ny ahy ry zareo an. Aleo ambara sao ny ratsy no tonga aloha.

Ngo de atao mise en quarrantaine ny tananan'i Toamasina noho ilay gripa be mamely iny e?8)

14. Fiffi ( 28/02/2006 19:51)
fa angaha gripa hono io ?
15. LazaRandri ( 28/02/2006 22:03)
zany ve lesy ry Solitika dia mbola mahagaga foana ah!

- ny miaramila Gasy efa zatra mitango lalitra tsy miasa, nefa mahazo fisondrotan-karama.
- dia tsimaintsy ny miaramila frantsay izany no mamono moka e! reo kou efa zatra mpandrava barazy! hahaha
- ialahy aza tsy sahy mody any sao tavela ka maninona ny vahiny raha mba miala tao? lol

:D
16. Solitikabe ( 01/03/2006 00:15)
De miampy indray le heritreritro satria nifamory hainga,, sy tampoka ireto manamboninahitra miaramila tamin'ny fitondrana teo aloha
http://www.wanadoo.mg/factu.php?sectionId=19
"ARMEE. Des officiers pro- Ratsiraka s’activent
28-02-2006 / 08:42
Tous les dirigeants soignent leur relation avec cette institution. Ce qui fait que les militaires sont profondément divisés entre les "pour" ceci et les "contre" cela."
ASa aloha na fifandrifian-javatra ihany izany an?
17. Fiffi ( 01/03/2006 07:20)
ny miaramila Gasy efa zatra mitango lalitra tsy miasa, nefa mahazo fisondrotan-karama.
- dia tsimaintsy ny miaramila frantsay izany no mamono moka e! reo kou efa zatra mpandrava barazy! hahaha
- ialahy aza tsy sahy mody any sao tavela ka maninona ny vahiny raha mba miala tao? lol
8O
18. Veloo ( 01/03/2006 21:10)
laza a tsssssssss fa ahona lesy ireo no tsy ampiasain-njy zareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2415